Bononoka (mangahazo masiso)
21. niryna
(
11/12/2007 07:18)
fahamarinana:
:arrow:Ie za koa toa any Hery,misaotra any xxx tamin'ny fanazavàna nomeny fa tena zatra nihinana fontsiny teny.Mba nahay zavatra aho zany androany e!!!(l)
hitovizana io.
22. niryna
(
11/12/2007 07:27)
pissoa:
gaaay lehiretsy a !
za koa tia bononoka :miam::miam::miam:
fa tsy mbola nataoko zany hoe asiana siramamy na voanjo zany fa hanina amizao fotsiny :lol:
samy tsara daholo ilay izy na tsy asiana siramamy na voanjo aza ka.Sambany nihinana fotsiny ny tena dia izay no nanaovako azy .Tsy afaka manamboatra aky ry pissoa fa atao any anaty tanimbary ka aty angaha misy tanimbary hanaovana azy eo. :D sady zavatra tsy hay tsy azo atao no mitsakatsaka fa tsy hivoaka mihitsy aloha raha ilay filazan'i xxx azy io.
Misaotra hatrany ry xxx fa nahazo zava-baovao ny rehetra e.:-*
23. ikaretsaka
(
14/12/2007 03:31)
Tsara ny Bononoka le ankizy aaa... indrindra le mipasaka iny!
za aloha tena tia de tia tokoa.. na ny ketapotsy na ny bononoka
Any aminay any Antsirabe koa.. atao tsakina toaka Gasy ....hmmmmmm:-P indrindra le rehefa le avy mamadika sy avy mihira zafindraony rehefa miandry faty iny!
NB (izay koa hono no anisan'ny naha Arivonimamo an'Arivonimamo ange.. Bononoka no nataon'ny miaramilan-dradama tsaky taoka tao de mamo aby tokoa moa izany: ny Toaka no nihena any Imamo fa ny bononoka nijanona mampalaza azy foana :-D)
Faritra mpanao bononoka :
- Vakinankaratra izany hoe anelanelan'Ambatolampy - Faratsiho - Antsirabe
- Arivonimamo
za aloha tena tia de tia tokoa.. na ny ketapotsy na ny bononoka
Any aminay any Antsirabe koa.. atao tsakina toaka Gasy ....hmmmmmm:-P indrindra le rehefa le avy mamadika sy avy mihira zafindraony rehefa miandry faty iny!
NB (izay koa hono no anisan'ny naha Arivonimamo an'Arivonimamo ange.. Bononoka no nataon'ny miaramilan-dradama tsaky taoka tao de mamo aby tokoa moa izany: ny Toaka no nihena any Imamo fa ny bononoka nijanona mampalaza azy foana :-D)
24. xxx
(
17/12/2007 05:39)
za rireto mbola tsy nihinana an'izany bononoka izany, nefa mahita ny soratanareo dia te-hanandrana be.
Aiza kay no mety ahitana azy io? ao tana ve misy sa tsy maintsy mankany antsirabe? dia @ mpivarotra ohatry ny ahoana no mety ahitana azy?
Aza hihomehezana fa tena tsy mahay :(.
Aiza kay no mety ahitana azy io? ao tana ve misy sa tsy maintsy mankany antsirabe? dia @ mpivarotra ohatry ny ahoana no mety ahitana azy?
Aza hihomehezana fa tena tsy mahay :(.
25. diamondra27
(
17/12/2007 09:47)
xxx: za koa zany mahazo maka io fanazavana io ve fa ataoko any @ blog
za koa miera akoha vao manao zavatra
za koa miera akoha vao manao zavatra
26. fahamarinana
(
17/12/2007 12:18)
ikaretsaka:
za aloha tena tia de tia tokoa.. na ny ketapotsy na ny bononoka
:arrow:inona ndray aloha ilay ketapotsy fa tsy arako ndray iny ry ika :?::?:
27. niryna
(
26/12/2007 05:16)
xxx:
za rireto mbola tsy nihinana an'izany bononoka izany, nefa mahita ny soratanareo dia te-hanandrana be.
Aiza kay no mety ahitana azy io? ao tana ve misy sa tsy maintsy mankany antsirabe? dia @ mpivarotra ohatry ny ahoana no mety ahitana azy?
Aza hihomehezana fa tena tsy mahay :(.
Any amin'ny lalana mankany Antsirabe ary matetika rehefa andron'ny tsenabe dia saika misy mpivarotra azy daholo .Eo Behenjy ka hatrany Ambatolampy,Antanifotsy,Antsirabe sns ireo no fantatro hoe misy azy.
28. ikaretsaka
(
30/12/2007 01:10)
fahamarinana> ketapotsy=bononoka nopotsehina dia navolavola kilavalava na boribory dia endasina
karazana mofo mangahazo vita @ bononoka izany e
karazana mofo mangahazo vita @ bononoka izany e
30. fahamarinana
(
02/01/2008 19:47)
ikaretsaka:
fahamarinana> ketapotsy=bononoka nopotsehina dia navolavola kilavalava na boribory dia endasina
karazana mofo mangahazo vita @ bononoka izany e
:arrow:zany tokoa? ohatran'ny ilay mofo smurf zany fa mety tsy hainareo ilay fiantsoanay azy tamin'izany andro fa mangahazo frais ireny fa tsy bononoka ndray kah.(l)
31. niryna
(
06/01/2008 05:10)

toa alaiko sary an-tsaina aky ilay tsirony dia toa ato am-bavakoa a.:snif: :D Tena tsy misy fomba tsotra tokony ve ahazoana io tsiron'ny bononoka io ?:miam:
HS kely ity fa raha mba te ahandro mangahazo hianareo
Ny mangahazo andrahoina dia endasina izao no mba nataoko dia asiana Ketchup na saosy voadabia .
Ao ihany koa ny fandrahoin'ny filipina mangahazo miaraka amin'ny ronono sy ny siramamy,dobera atao ao anaty lafaoro.
Dia ny hanin-kotrana miaraka daholo ary asiana ronona sy koko,siramamy ary vanila kely (saonjo karazany maro be,mangahazo,vomanga ,inona no anaran'ilay voanjavatra ngezabe iny? Ampalobe moa (Jack fruit ),dia iny ao anatiny iny no andrahoina miaraka ary hohanina mangatsiaka fa tena tsara be sady lafobe rehefa vidiana vita.:D
32. fahamarinana
(
06/01/2008 11:30)
:arrow:ilay re7 mamy aloha dia ok amiko fa ilay salé dia efa haindry ny ho lazaiko ,mangahazo sy anamalaho dia atao ro zao no fihinanay tany tamatave dia tsy dia maninona satria ohatran'ny mihinana ron'ovy sy anamalaho e fa ity endasina dia asiana ketchup ity no ho rotaka,hitandry ve toy ireny akondro lahy lava be ireny koa e,any tamatave mpanao azy dia ohatran'ny chips ny tsirony.(l)
33. niryna
(
15/01/2008 17:54)

tsara ka ,tiako lavitra noho ny "pommes de terre frite":roll: toa ela aho aky tsy nanoratra izany teny izany k'ty.Ny mangahazo koa anie aty ataon'ny olona ao anatin'ny lasopy e,asiana legumes karazany maro dia ampiana ilay mangahazo.Io no sakafon'ny espagnol na spanish aty aminay ka.
34. Ratoa
(
16/01/2008 15:24)
matsiro sy manittra ny bononoka. Tsiroanomandidy andrefan'Arivonimamo no nahafantarako azy.
Any Afrika ny mangahazo andraoina amin'ny laoka rehetra.
Any Afrika ny mangahazo andraoina amin'ny laoka rehetra.
35. niryna
(
07/02/2008 07:30)
Ratoa:misaotra anao
matsiro sy manittra ny bononoka. Tsiroanomandidy andrefan'Arivonimamo no nahafantarako azy.
Any Afrika ny mangahazo andraoina amin'ny laoka rehetra.
maro no azo atao amin'ny mangahazo ka:
1- atao amin'ny lasopy
2- andrahoina dia ariana ny ranony ary dia endasina toy ny pomme de terre frite
3- akambama daholo ny karazana saonjo rehetra,mangahazo,vomanga,dia rehefa madiva ho masaka dia asiana vanila ,ronono coco,siramamy.
4- Andrahoina dia atao fisaka eo ambony latabatra ary rarahana siramany sy totom-boanjo dia fonosina ary tetehina madinika.
Ireo aloha no tadidiko :D
36. mangabe
(
09/07/2008 16:31)
Ary ilay bononoka ve isy hitovizany @ilay mangahazo masiso hoanin-drizareo afrikanina? Tsy aiko alohany ny anarany fa maimbo tokoa ilay izy, maimbo tena tsy laitra! Lavalava manifinify, mifono ravina sady mifatotra. Asa raha fantatrareo...