Tsy nino aho kanjo....
21. ikaretsaka
(
15/12/2007 04:14)
momba ny fomba fiteny sy ny fomba fiditra...
ny writing stylen'i Paoly Piera, Augustine, apolinnaire sns.. dia mitratrevatreva daholo... nefa ..jereo ny tantarany!
tsy ny zavatra ao anaty baiboly no toheriko, fa le fomba fampiasanao azy.. hangalanao tendance ilay izy any @ izay metimety aminao ihany! azonao?
ny writing stylen'i Paoly Piera, Augustine, apolinnaire sns.. dia mitratrevatreva daholo... nefa ..jereo ny tantarany!
tsy ny zavatra ao anaty baiboly no toheriko, fa le fomba fampiasanao azy.. hangalanao tendance ilay izy any @ izay metimety aminao ihany! azonao?
22. niryna
(
15/12/2007 06:11)
ikaretsaka:
ao anaty baiboly izany..
"betsaka no nahita ka nino"
tsy nitoriana izy ireny, fa nahita dia nino, ary tsy voatery nitoriany daholo ny nanaraka azy..
ohatra ireo mpianatra roalahy! sy ny sisa tsy voatanisa
rijadolly:Ny voasoratra aza anie zany ry ika tsy zakanao(satria tsy vakinao akory angamba izay alefan'ol izay toherinao) maika fa izany tsy voasorratra teneninao izany,aoka fotsiny.Marary anié ny teny lazaiNy amintsika tsirairay avy é
[
[quote=iak]-Tsy voafehin'ny Boky 2000 Pejy navondron'ny Apostoly siekla 2 taty afara ny zavatra rehetra nambaran'Atra sy ny momba azy! tsy manam-petra Andriamanitra ary mandrakizay izy ary @ zavatra rehetra fa tsy ao anaty taratasy ihany
=D=D
23. rijadolly
(
15/12/2007 07:02)
NB: gaga koa aho tsy mbola nandray anjara tamin'ity lohateny ity aho nefa nisy nambaran'niryna io ambony io==>mila mitandrina ny tsirairay aoka isika Kristianina mba taritin'Fanahin'Andriamanitra fa tsy taritin'herin'tena na tsy manana fandavatena(lavina mihitsy ny maha isika an-tsika)dia tsy mampatahotra mihitsy ny ohtr'izao ataon'niryna zao fa dia voninahitra ho an4ANDRIAMANITRA hatrany
