FANTARO IHANY NY TENA VARAVARANA É

1. tsiambaratelo ( 08/12/2007 21:46)
Tantarana bandy mpisotro toaka izy ity.Nampireven\'ny namany hay tratra alina ra-namana, @zay tena efa midola saika tsy tonga tany an-trano.Nandona de novohaindra-matoa,nanala akanjo de hande hatory.Ô rangahy ty a,andana mihitsy aloha mamany alohan\'ny hatory fa tsy lasa sao de mandaina fandrina ka hasiso ny fandriana!!!De lasa ra-namana,refa mamo mou de ndraindray hadino hatr@ varavarana hidirana./de namindra ra-namana ny maso @zay zara raha mihiratra,tsy nifanalavitra ny varavarana makao@wc sy ny lakozy...De iny ra-namana fa namoha varavarana,de ni\'pisse de nanary ny rano maloto teo.De lasa natory,ny maraina nitantara t@n-dramato ra-namana /misaotra an vadimalalako!Hay enao efa nividy lamp(jiro)na tsy teo aza aho.Ramatoa @zay mbola tsy ni-comprendre ihany,fa lamp ahoana?Ianao angaha nanomé vola ahy!Zara tsy nianjera tao @maizina tao aza ianao alina;ny jiro ao @wc mbola tsy nisolo./de nanamafy ra-namana fa tena nazava be miits @zay vao nivoha ny varavarana tonga de jiro./e e e h,h e rediredy ny mamo ny anao rangahy ty.Mifohaza teo hisakafo maraina fa ho tara eo.Efa misy sakafo maivana efa vonona,de lasa ramatoa namoha ty frigidaire, fa,fa, fofon\'inon\'izany ?Loza ray loza roa,hay tato @frigidaireko no namany le mamolava io!!!Varavaran\'ny wc avy kou tsy hain\'ity ny hanavaka azy!!!Ka na izaho aza anie ramatoa mba lasa saina ihany hoe/ny varavarana mou hatosika,sa sotonina fa to navesabesatra ihany le alina zay ha,ha,ha,ha,ha,hi,hi,hi,hi,hi
2. pissoa ( 08/12/2007 21:57)
mba nisy fofona ny fridge aza raha tsy zany ninan' ... tsy finany tao :oops::lol:
3. vale ( 08/12/2007 22:42)
pissoa::-D:-D:-D:lol:; ka tao à frizz izy no nanao anazyyyy, fa tsy tany @ wc:lol:
4. Vitsikakely ( 09/12/2007 08:49)
=))=))=))=))=))=))=))raha tsy nisy fofona d'efa voaray tao daholo ny kaly .=))=)): =))=))=))=))
5. achrafhanna ( 09/12/2007 10:10)
Aza mba tratran'izany ihany ,zaho aloha
tsy mba tia olona mamolava ka,hihinan'ny tsy fihinana zany??????'lay hoe ny varavarana avy aza tsy hita hi,hi,hi,hi,hidina @ gadana zany ny frigo refa hariva ny andro kouu hi,hi,hi,hi,=D=D=D=D=D
6. endrika01 ( 09/12/2007 10:28)
ka na izaho aza ,mba tapaka ny tsinaiko eto am-pamakiana io hatsikana io é,dondrona be ko zany vhv zany,vady efa mamo ve mbola asiana mandeha,mivalan-drano @maizina de tsy mba narahiny akory!!!!!:-D:-D:-D:-D:D:D:D:D
7. tsiambaratelo ( 09/12/2007 10:59)
mbô nahazo kille aloha t@iny é,tena marina angé io ry zareo eeee,ny vadiny mihintsy no nitantara tamiko.lay ramatoa aaaaa,de isaky ny manasa ahy ry zareo hikaly any aminy,de mailo be za,jereko tsara ny sakafo karakarainy sao de =))=))=))=))=))de hoy izy tandremo zany tantaraina an,bediko -mihomehy irery foana aho de farany tapa-kevitra,fa zaraiko @ namana fa sady mampalahelo,no mampihomehy,no tsy mapi-te hanana frigidaire,ka tonga lay izy de varavarana speciale ,tonga de mirehatra jiro tsy ilaina manindry ,interrupteur tsony =))=))=))=))=))=))=))
8. Stretch ( 09/12/2007 17:28)
ka tsy nisava aza ny amamomy tratrany mangatsitsika tao . fa ny kaly maraina klou zany de ninanen'le anamamy :-D
9. tsiambaratelo ( 10/12/2007 20:56)
Mba naranitra ihany ny orona le vhv,fa raha voan\'ny sery de asa!?Mahery hery fofona ihany mantsy le Beek\'s.Hi,hi,hi,hi,hi
10. tsiambaratelo ( 10/12/2007 21:15)
Sady toa hoe,ho amidiny hono le frigidaire @zao hakaiky Krismasy zao,mba fofony ihany raha sendra frizz solde-nareo e e e
11. booboo ( 11/12/2007 08:41)
:-D:-D:-D:-D
12. Vitsikakely ( 12/12/2007 04:52)
Sô de mbô mitady hamely ny pivarotra fridge ,tonta ndray iagnao io
13. tsoupou ( 19/12/2007 17:13)
14. Vitsikakely ( 08/02/2008 04:50)
tsiam/alefao raha ohatsa kaph
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2102