Hanaiky hiara hiasa @ Andry TGV ve ny mpitondra raha izy no

21. namana2008 ( 10/12/2007 05:42)
zao ataovy ao andoha.ra ze oe filoha MERINA encore une fois d aza manantena intsony fa averinareo fa hanaiky moramora anzany eo matsy reo olona any am PROVINCE reo. lé racisme ange ka partout en province e. i ra8 aza io efa tsy itandreo ze hanaovana azy ko maika fa hisy ra2 encore une fois indray?
mapalaelo ange le toetsaian fa tsita ze hanaovana azy e. tsy ze apandroso ny firenena no jerena fa OLONA no atao ao antsaina. BOGOSY IZY EEEE, MERINA IZY EEEE, TANINDRANA IZY EEE, VEVAVY IZY EEE,, TSY OBJECTIF MITSY EO AM FIAINANA AIZA MO NO HANDROSO
22. fetrakens ( 10/12/2007 11:06)
Namana2008 : za kalo tsy mteny oe TIM no tiko fa zao kosa( izay tena marina moa lazaina e!?):roll:
23. tontavao ( 10/12/2007 14:59)
:oops::evil::D Fa angaha hijanona hatreo amin'ny Ben'ny Tanàna ny dian'ny lamasinina.
HO HITANAREO FA HIPARITAKA ATY AMINAY AMIN'NY FARITANY NY TGV afaka fotoana fohy dia hihahaka eo ny MAP sy ny Tariny.
24. patrick2002 ( 10/12/2007 15:18)
namana2008:

zao ataovy ao andoha.ra ze oe filoha MERINA encore une fois d aza manantena intsony fa averinareo fa hanaiky moramora anzany eo matsy reo olona any am PROVINCE reo. lé racisme ange ka partout en province e. i ra8 aza io efa tsy itandreo ze hanaovana azy ko maika fa hisy ra2 encore une fois indray?
mapalaelo ange le toetsaian fa tsita ze hanaovana azy e. tsy ze apandroso ny firenena no jerena fa OLONA no atao ao antsaina. BOGOSY IZY EEEE, MERINA IZY EEEE, TANINDRANA IZY EEE, VEVAVY IZY EEE,, TSY OBJECTIF MITSY EO AM FIAINANA AIZA MO NO HANDROSO


Tsy miombin-kevitra aminao izaho jereo fotsiny fa raha mbola tany alehanao any madagasikara ahitanao mpila ravin'Ahitra foana ,misy merina erany madagasikara misy betsileo misy sud-est ,ao antananarivo misy ny foko rehetra .
Ny fiaviana ireo mpanao politika marivo salosana no mampiasa azy ,mba hi coserver-ny ilay fahefana ,fa ny vahoaka mitady ny fiainana tsara tsy miraharaha an'izany na iza na iza hitondra azy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067