i google no ao ambadikin'ny serasera serasera

1. salopard ( 05/12/2007 17:30)
honohono aloha le izy, saingy vao ni-taper serasera aho tao @ google , dia tonga dia teo @ 1ere page lery;
kobonay le fika ra-hery a!
tsy ampy dôzy aloha
sniff...
tchouuff...
novalian'i fijo ny 06/12/2007 23:14
2. lazounet ( 05/12/2007 17:59)
dia inona moa no olana?
3. patrick2002 ( 05/12/2007 18:20)
salopard:

honohono aloha le izy, saingy vao ni-taper serasera aho tao @ google , dia tonga dia teo @ 1ere page lery;
kobonay le fika ra-hery a!
tsy ampy dôzy aloha
sniff...
tchouuff...

:-D:-D:-D


4. tovokely ( 05/12/2007 18:29)
Fa misy firy moa lesy ny mot cle hoe "serasera" eto @ internet?
Ary f'angaha inn koa moa ny blem @ zany?
5. Ralay ( 05/12/2007 19:46)
Fika inona ary fika ahoana nareo no tena tsy ampy fika ka sambany vao mahita net ve dia mikorapaka :-D:-D
6. sipagasy ( 05/12/2007 19:59)
variana mihintsy aho mahita fa maro ny manao alahelon-kanina kannnn n'aiza n'aiza dia ahitana ireny karazana vondron'olona tahaka ireny fona kann hihi:°)
7. fijo ( 05/12/2007 20:50)
manaova salosera letsy fa avy dia eo amin'ny 0 page ny google mihintsy an
8. simplex ( 05/12/2007 21:41)
ny ao ambadik'i salopard: http://www.google.com/search?q=salopard

;-)
9. maditra ( 05/12/2007 22:35)
Dia inona lesy salopard ny maha-politika an'izao?
10. patrick2002 ( 05/12/2007 22:55)
ianareo koa,mba mandrangitra re i salopard ah! i Hery milaza fa ny AREMA no ao ambadiky Andry rajoelina honohono hoe dia mba nanao an'ity koa izy hoe ny Google no ao ambadiky serasera honohono koa .:-D:-D:-D
11. karinah ( 06/12/2007 01:25)
ao amdaiky ny serasera ahoa ny google?:idea::roll::idea: tsy azo, tsy araka!mmmh
12. karinah ( 06/12/2007 01:26)
..ambadika ahoana, hihihi
13. colar ( 06/12/2007 04:53)
za no ao ambadika ra misy te ahalala o,d i gates,d isika rehatra e,tsy mande ty ra tsy tsika retra no mampiasa azy,samy tompony sy ao ambadika daholo zany,tsisy dikany ko ange zany e,mifalia fa be ny namana d zay
14. ravatorano ( 06/12/2007 05:07)
salopard
15. ari.malala ( 06/12/2007 05:23)
salopard:

honohono aloha le izy, saingy vao ni-taper serasera aho tao @ google , dia tonga dia teo @ 1ere page lery;
kobonay le fika ra-hery a!
tsy ampy dôzy aloha
sniff...
tchouuff...


et alors.... enao aza ts manankambo fa mbola mitambitamby aty am serasera tohanan'ny google iany ko:-Dra tena mahay enao d manaova koa ho itan'ny b sy ny maro e!d ita eo ra b kil otran'ny serasera koa! ita mints we salopard arak'ilay pseudo...pfffffffffff
16. saranga ( 06/12/2007 06:04)
Zaho nama tsy mahay informatique sy internet ity lotra, karakory moa nama izany hoe google zany no ao ambadiky ny serasera ? Fa i Andry TGV tsy ao koa ve sa Rafaly kamo be tenda
17. agoago ( 06/12/2007 08:24)
Zay no tsy mampandroso antsika, tsy ny zavatra vita sy hita eo jerena fa mandefa saina sy commentaire tsy hay tsy hay foana.Amin'ny zavatra rehatra anie azo atao ny manao groupe na associé ka inona ny olana amin'izany.
18. richtiana ( 06/12/2007 08:25)
=))=))=))tsisy hidiran'ny vitsika @ petroly
19. salopard ( 06/12/2007 12:06)
patrick 2002 nilaza:
ianareo koa,mba mandrangitra re i salopard ah! i Hery milaza fa ny AREMA no ao ambadiky Andry rajoelina honohono hoe dia mba nanao an'ity koa izy hoe ny Google no ao ambadiky serasera honohono koa


bien vu lesy a! tena intelligent ise, ny post n'ise eto narahiko hatrizay, fa tena maranitra ise, misaotra zoky a!
sao misy any aloha fa tena tsa ampy,
sniff, sniff, tchouff, tcouff...
20. fijo ( 06/12/2007 23:14)
de google koa manohana an'i slopard
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0943