na ny taviny aza tsy zakany intsony

1. bazylou ( 04/12/2007 21:07)
io ve nohatao maire tsyhitresaka 5000 avy eo.. Ny maso efa tsary mivoaka intsony fa asa lanin'ny toakan'ny récéption angamba.!!! pauvre gasy..
fidio ny mamaba mba hovkoy kokoa e!!:-P:-P:-P
2. fijo ( 04/12/2007 21:46)
ary baz ngaha tena mahia kelyde mialona indray
3. teamryan ( 05/12/2007 05:17)
Tena marina io nolazain'i fijo io=)):-@=D^:^ . Ary midira ao @ tim-madagascar.net fa ao no mahafinaritra eh.
4. teamryan ( 05/12/2007 05:19)
TOHIZO NY ASA RA FALY OHOHOHOOHOHOH!!!!!!.Manoana anao foana izahay eh satri ianao no BOSSSSSS^:^=D
5. sipagasy ( 05/12/2007 09:51)
ary misy manao alahelon-kanina ann hihii:lol:
6. fijo ( 05/12/2007 21:06)
sipagasy an,ndao tsika hanango mbola hanomezana kaly an'i bazy fa ratsy fototra kay lery io ko
7. ravatorano ( 06/12/2007 05:17)
za zany tsy te hifanena amin'i bazy kle sao lazain 'i lery fa tsy hahazaka tena eo za sa ahona ry sipagasy :-D:-D:-D:-D:-D
8. fijo ( 06/12/2007 23:26)
aleo izy ampiana razoky an;
9. namana2008 ( 10/12/2007 05:54)
bazilou a. ra "ody atao oe" lany eo ange io TGV-nareo io d jerevo tsara fa 2mois fotsiny d hatavy e. vous ne connaissez pas matsy oe d koi ils sont capable les tgv. ra mba itanareo ny hanaovan-dreo ny piasany mantsy d gaga nareo. ndrindra le vadiny iny?? manao kely tsy mba mamindro. SANS PITIE; tsy ilaina zany fa ny nanala ny deba teo aza efa nanairana ko hidibingo ndray????!!! afaka 4taona ange vo ifidy ndray e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0666