Finoana(Faith) mitovy ve ny fanomezan'Atra azy antsika?

21. ikaretsaka ( 10/12/2007 02:07)
niryna.. rehefa miresaka amiko dia omeno ny arguments .. tsarao aho...
22. niryna ( 10/12/2007 04:45)
ikaretsaka:

niryna.. rehefa miresaka amiko dia omeno ny arguments .. tsarao aho...



14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany.

14 Mais l`homme animal ne reçoit pas les choses de l`Esprit de Dieu, car elles sont une folie pour lui, et il ne peut les connaître, parce que c`est spirituellement qu`on en juge. I kor 2:14
ahoana koa izany?

Inona no hevin'izany ry ika?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1163