Misy fiovana hono:!!

1. bazylou ( 29/11/2007 20:56)
beurrk , izany ve no mba resakareo ry jeankely and co,,??!! tsss ie misy fiovana aloha i MAdagasikara satria efa maty noana ny vahoaka, ny jiro tsy misy.
NA i mavoloha aza nahazo delestazy, hahaha, dia mbola tsy tonga saina foana, fa ilaozan'dry jeankely mampandry adrisa sy mikozy hoe mandroso i Madagasikara. Ny petrole hono efa hita , nefa mbola PMA ihanyny fireneny!!
beuuuuuuurrrk:wink::wink::wink:
répondu par namana2008 le 07/12/2007 06:38
2. fijo ( 30/11/2007 20:36)
ngaha ny firenena rehetra manana petrole dia tafita????????jereo kely ny ao afrika.

taty marseille sy ny manodidina izao vao maty jirokoa,ka asa na efa manahaka an'ny mada izany la frantsa
3. saranga ( 01/12/2007 07:44)
Zao nama, misy olo tena mpisolelaka mamandrika an-dravalo dia ry jeankely & Co. Misy fiovana ao Tana ao ary madio zany ny tanana fa mimenomenona ny olo amin'ny delstage
4. xxx ( 01/12/2007 09:34)
fanga tsy fiovana zany ry bazylou,
panakarena lasa mahatra .
jiro novonona,
sns:°)
5. bazylou ( 01/12/2007 21:30)
fiovana nihanahantra ve??! tsssssssss reveo fa anareo ny anareo e!!:roll::roll:
6. Jeankely ( 04/12/2007 10:08)
Mpandainga ianao Ra-Bazylou satria izaho nilaza mihintsy fa misy ny fiovana saingy tsy mbola ampy satria ny akolafiny rehetra no taratr'izany fa tsy ny tapi-maso sahala ny nataon'ny Dadabenao nitondra hatrizay akory. Mbola mila miezaka daholo na izaho miteny na ny rehetra vao misy fiovana feno. Aza be resaka sy manakivy ny sain'olona fa ianareo no zatra ny mijapy machine. Aleo ahay mihafy sy mikaroka fa tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto. Tsy misy tafitafita ho azy tsisy ezaka izany na taiza na taiza.
7. reve ( 04/12/2007 14:08)
ary ry zalahy zany enjana be ny masony sy ny fomba fijeriny an! fa ireo firenena matanjaka ireo ve miracle mon ami no nampandroso azy e! sa hoe navela natao farany ny tanana de ny olona tonga de nanankarena daholo par magie de avy eo ko ny ville rehetra par baguette magic no naha kanto azy fa tsy nisy fiatombohany le izy ! koa asakasak'izay mitapi maso aloha tsy mahita hoe efa mba misy ny fiovana eto Dago e!
8. bazylou ( 04/12/2007 21:13)
hafa anie izany hoe USA na FRANCE sy ny Hoe Madagscar e!! , ny olona mahiratra kokoa fa tsy manao ohatran'y anao kibo noana ka rehefa tsy omen'ny BM saosy dia manjoretra.
ILay prezda aza tsy manana haf atsy io no zavtra avoakan'ny vavany.... Pauvre c...
Dia ny vahoka amin'izay dia hoe ie, io no mahery e!! nefa tsy hitany fa humhum; ny ao. NA efa mambotry azy aza mbola fidiny ihany.
HAfa ny fotsy hoditra sy ny mainty ary ny mavo e.
NY fiovana hitanay aloha dia mihamaty noana ny olona e, ampiana delestazy ...... beurrk
9. mihasina ( 06/12/2007 13:38)
bazylou:

beurrk , izany ve no mba resakareo ry jeankely and co,,??!! tsss ie misy fiovana aloha i MAdagasikara satria efa maty noana ny vahoaka, ny jiro tsy misy.
NA i mavoloha aza nahazo delestazy, hahaha, dia mbola tsy tonga saina foana, fa ilaozan'dry jeankely mampandry adrisa sy mikozy hoe mandroso i Madagasikara. Ny petrole hono efa hita , nefa mbola PMA ihanyny fireneny!!
beuuuuuuurrrk:wink::wink::wink:



10. mihasina ( 06/12/2007 13:50)
bazylou:

beurrk , izany ve no mba resakareo ry jeankely and co,,??!! tsss ie misy fiovana aloha i MAdagasikara satria efa maty noana ny vahoaka, ny jiro tsy misy.
NA i mavoloha aza nahazo delestazy, hahaha, dia mbola tsy tonga saina foana, fa ilaozan'dry jeankely mampandry adrisa sy mikozy hoe mandroso i Madagasikara. Ny petrole hono efa hita , nefa mbola PMA ihanyny fireneny!!
beuuuuuuurrrk:wink::wink::wink:


marina izany nisy dia nisy tokoa ny fiovana satria efa mapiasa labozia izahay izao miova izay an ary efa mahita jeux d'eau koa izahay manodidina ny tanana nefa mba jereo kely anie ohatran ny mandatsa ny vahoaka madinika ny mahita an ireo rano manodidina ny tanana nefa raha vao miala kely etsy antohomadinka ianao dia efa mahita olona milahatra rano @ 2 ora maraina hilahatra rano koa tsy fandatsna ny vahoaka madinika ve izany !
ary nisy fiovana koa ny zaridaina eto antananarivo ka nefa ny olona anie ka tsy omby na tantely ka ny vilona sy voninkazo no mameno ny tanana e nefa ny ao antrano tsy misy ho arotsaka na dia tapa kapoaka aza e
koa rahaizany aza ianao mivoaka ny trano mahit vinikazo sy vilona maintso manodidina efa sahan i adena izany tonga lafatra koa raha noana anefa ianao dia na ny masonao aza mivadika ho tahaka ny bozaka mina iereny koa
manaitra ny sinn ny mpitindra ihany izahay mba ataovy aloha ny maha tsara nyfiainan ireo vahoaka vao miain ao anatin ny fahafinaretan ny maso ianreo eny e ekeko aloha fa ny anareo efa mety fa ny anay dia mbola ao anaty vilany ny barage izay napetrak tany brick ville napetrakin ny arema fa ny an ny TIM idray dia ato anatin ny vilanin ny tsirairay no napetrany.
izay angamba no mba vetsovetsoko ka asa na mba hakanareo haba 25% sy15% KOA IREO FA IAAREO NO MANDINIKA FA ALEO ALOHA HANDEHA HITADY BIZINA SAO TSY MIKAKA NY ANKIZY ANIO FA MBOLA TSY MISY AO ANTRANO IZAO
MERCI NY AKAMA AN
11. namana2008 ( 07/12/2007 06:38)
tena franchement. tsy azoko mitsy ze tena ai andohan'le ramalagasy. tam vo vita tsara reo zaridaina retraretra reo d avy ery mifandrobaka miantso ao am kidaona maraina mlaza oe ZAO A OE ZAO. AMBENO TSARA FA FANANATSIKA REO A OEEEE AZA IANTEHERANA NY PITANDRO FILAMINANA FA SAMIA MANDRAY ANDRAIKITRA ZE MAHATRATRA A OE sns. aty aoriana voadokan'ny ambopon'i TGV d oe IN KO ZE ZARIDAINA KELY REO. ZE WC KELY REO TSISY DIKANY REO? TSY MAHAVOKY RE. zany v d hapandroso firenena toetsaina MIOVAOVA zany? tsy menatra ny hamadika zany amiko. fanga mo ny ben'ny tanana hanana pouvoir hanena vidim-bary sy vidin-tsolika sns? hanafoana ny delestazy? ny asany marina aza tsy fantany ko atao in ko zany? tsssssssssssss....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1286