Inona no lavin'ny Kristiana?
21. pissoa
(
30/11/2007 06:22)
Fijo:
voalaza tery ambony fa ny kristianina dia tsy manilika velively ny finoan'ny hafa.
io dia mampahatsiahy ahy ny silamo,rehefa miteny ry zareo hoe "izahy dia tia fandeferana".
resaka fotsiny io fa tsy ampiarinareo.
ary tenenina ery ambany indray hoe:"Ny tena fahavalon'ny Kristianisme dia ny Fanompoan-tsampy"
hoadray,eo milaza fa tsy manilika ny finoan'ny hafa,eto milaza fa ny tena fahavalo dia???ngaha tsy finoana io manompo sampy io????sa inona no atao hoe finoana?????
Vakivakio ao ambony ao fa efa naverina nazavaina ny dikan'ile hoe tsy manilika :lol::lol::lol:
22. niryna
(
30/11/2007 15:18)
Ny filazana ny tenin'Atra dia manindro indraindray satria mbola te-hijanona sy hitoetra eo amin'ilay fahotana aho.Hany ka raha voalaza ilay zavatra tsy tokony atao dia toa any amiko no miantefa ny resaka,ary dia avy amin'izay aho amin'ny angady sy harona fa ataoko mahalala ahy ireo? Iza hianao no mba hitsaratsara ahy eo.:D:D
23. ikaretsaka
(
30/11/2007 15:42)
indraindray le fomba filazan'ilay soi disant hilaza ilay Tenin'A/tra koa no mivoana be na, tsy mety na feno arrogance, na tsy izany intsony ny fika fitoriana sy famitana ilay Teniny aminy... mahatonga ilay fitenin'i fijo hoe manambony tena fatratra na tsy haiko! Misy mahamarina io teniny io ihany! saingy betsaka ny manda...
efa nolazain'i piste teto moa io fa tsy hitako no nasiany ilay Thread
efa nolazain'i piste teto moa io fa tsy hitako no nasiany ilay Thread
24. xxx
(
30/11/2007 16:19)
Mila fitsakotsakoana ny fandraisana ny teny sy ny hevitry ny hafa fa tsy tonga dia maika ny hamaly. Tokony handray "position neutre" foana aloha fa tsy manao "prejuge" ary mijery ny zavatra rehetra manodidina ny fahamarinana na tsy fahamarinan'ny zava-boalaza. Mila ampy ny informations vao mi-affirmer na tsia ny hevitry ny hafa. Mila mifananatra, mifanitsy raha hita fa mibirioka ny fomba fiheverana fa tsy manohitohi-poana.
Ny endriky ny toetra ratsy nokolokoloina tao anaty no mivoaka raha vao mamaly amin'ny fanamarinan-tena sy ny fizahozahoana.
Ny endriky ny toetra ratsy nokolokoloina tao anaty no mivoaka raha vao mamaly amin'ny fanamarinan-tena sy ny fizahozahoana.
28. fijo
(
30/11/2007 21:00)
pissoa an,ka rehefa tsy manilika dia tsy mandray azy ho fahavalo izany.
eto anie ka asongadina mihintsy hoe "tena fahavalo" e,efa hendriky ny faniliana izany
eto anie ka asongadina mihintsy hoe "tena fahavalo" e,efa hendriky ny faniliana izany
29. pissoa
(
30/11/2007 21:12)
Fijo : http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m474eece52b2c9#m474fac1cb9ab1
:-D:-D:-D
:-D:-D:-D
30. fijo
(
30/11/2007 21:17)
"Ny kristiana koa dia tsy manilika velively ny finoan'ny hafa: izay no anton'ny dialogue iezahany atao ankehitriny (ho an'ny katolika io fa ny hafa tsy haiko). Ny tanjona amin'ny dialogue atao dia tsy hoe: hampanjakana ny kristianisma akory, na itadiavana ny marimaritra iraisana, fa ny hifampizarana ny soa sy ny tsara, ary ny hampitombona ny fifanajana."
io no famaritana nomeny ery,ka io ve midika fa hafaka handray ilay finoana ho fahavalo????
io no famaritana nomeny ery,ka io ve midika fa hafaka handray ilay finoana ho fahavalo????
32. fijo
(
30/11/2007 21:31)
sy tena azoko ny tian'i Fody lazaina amin'ny hoe tsy manilika velively ny finoan'ny hafa. Izaho manokana aloha, matoa Kristianina dia satria tsy silamo sns fa Kristianina. Ka mety manilika finoana hafa aho, fa tsy manilika kosa ny mpino ny finoana hafa (nuance). Mazava ho azy fa raha misy andalana 2 mitovy amin'ny inoako ilay finoana hafa dia tsy ahiliko i
hevitr'indry io,fa ny heviny no laviko eto.le filazana hoe fahavalo
Ka mety manilika finoana hafa aho"eto aloh adi amifanaraha ianareo samy mpino
hevitr'indry io,fa ny heviny no laviko eto.le filazana hoe fahavalo
Ka mety manilika finoana hafa aho"eto aloh adi amifanaraha ianareo samy mpino
33. fijo
(
30/11/2007 23:16)
lavabe fa rehefa tsy hoavoka dia tazony ao ka.matahotra mamoak ale izy ndry ngamba ,izay no marina kokoa
34. cutie
(
01/12/2007 00:28)
Izao àry: Ny tiana asongadina amin'io dia hoe: ny kristiana dia olon'ny fiaraha-monina sy olon'ny fifanakalozana. Ho an'ny olona rehetra izy, ary misokatra amin'ny olona rehetra, nefa tsy midika izay fa manaiky sy mandray izay hevitra rehetra avy amin'ny hafa izy, izay no anton'ilay fanontaniana hoe: inona no tena fahavalon'ny kristianisma
raha zay de avy aminao ihany no mahatonga le fisian'ny fahavalo
Ny tenanao ihany no fahavalonao:-D
