Naneno ny telefonina .Tebiteby? Izy no miahy antsika.
21. ikaretsaka
(
03/12/2007 12:34)
tsy ianao no hanoro ahy izany ry niryna a.. efa haiko efa hatry ny ela ka8):D:wink:
mbola tsy narary aho de efa haiko izany fa tsy nipenipenina ohatra anao io.
mazotoa manao avent rsara sy sambatra o
mbola tsy narary aho de efa haiko izany fa tsy nipenipenina ohatra anao io.
mazotoa manao avent rsara sy sambatra o
22. niryna
(
08/12/2007 06:05)
ikaretsaka:
tsy ianao no hanoro ahy izany ry niryna a.. efa haiko efa hatry ny ela ka8):D:wink:
mbola tsy narary aho de efa haiko izany fa tsy nipenipenina ohatra anao io.
mazotoa manao avent rsara sy sambatra o
:roll::-* holy kiss for you
23. ikaretsaka
(
08/12/2007 17:13)
fiainako isan'andro manko izany izao.. fa ny anao vo tsisy lilil d'efa tebiteby izany, ahiahy izany...
aiza ary le finoana?
aiza ary le finoana?
24. niryna
(
10/12/2007 04:55)
Tsy matahotra na mangozohozo ny fanahy raha miaraka amin'i kristy. Amena
25. ikaretsaka
(
10/12/2007 16:51)
tsy matahotra na mangozohozo ny fanahy raha miaraka amin'i kristyka izay no tsy azoko anie e
niryna etsy ambony etsy:
Natahotra aho,nitomany,niantso vonjy ny namana sy ny vady aman-janako
dia ahoana ihany ianao ity:(8-)
26. niryna
(
15/12/2007 04:49)
ikaretsaka:
tsy matahotra na mangozohozo ny fanahy raha miaraka amin'i kristyka izay no tsy azoko anie e
niryna etsy ambony etsy:
Natahotra aho,nitomany,niantso vonjy ny namana sy ny vady aman-janako
dia ahoana ihany ianao ity:(8-)
Fa angaha isika miaina amin'ny vato aman-kazo?
Olombelona nofo sy ra ary izay no mahatonga antsika mieritreritra amin'ny voalohany ho zavatra ratsy ary dia ny saintsika no manova ilay zavatra ratsy ho tsara izay ilay miaraka amin'Atra,izay ilay misy fanahy masina manaza ny saina sy mitari-dalana raha sendra mitady ho rendrika.Mivavaka ary dia manampy Atra ary mivaly daholo ny vavaka araka ny sitrapony.Tadidio fa na heverintsika fa tsy mamaly vavaka aza Atra dia mahasoa antsika ilay izy matoa tsy mifanaraka ny eritreritsika ny valim-bavaka.
Sambatra kosa hianao tsy misy saina ratsy ao anaty saina fa tonga dia tsara avokoa.ka raha izany tsy mila miezaka ny mivavaka intsony :D:D
Ahoana ny tantaran'i Jaoba?
27. ari.malala
(
18/12/2007 14:06)
oudry, tsy mila miezaka mivavaka tsony ahoana ndray re e!!! hafahafa koa ity niryna! tsy ianao iany v no mitory fa na tsara azo na ratsy azo d mila mivavaka fona ary enao ndrindra no mamerimberina isanandro vady ny tokony ivavahana ko enao ndray no miteny an'ika we atsy mila miezaka mivavaka tsony?! mahagaga ana kou zany!
28. niryna
(
19/12/2007 07:30)
ari-malala:
oudry, tsy mila miezaka mivavaka tsony ahoana ndray re e!!! hafahafa koa ity niryna! tsy ianao iany v no mitory fa na tsara azo na ratsy azo d mila mivavaka fona ary enao ndrindra no mamerimberina isanandro vady ny tokony ivavahana ko enao ndray no miteny an'ika we atsy mila miezaka mivavaka tsony?! mahagaga ana kou zany!
:D
niryna:
Fa angaha isika miaina amin'ny vato aman-kazo?
Olombelona nofo sy ra ary izay no mahatonga antsika mieritreritra amin'ny voalohany ho zavatra ratsy ary dia ny saintsika no manova ilay zavatra ratsy ho tsara izay ilay miaraka amin'Atra,izay ilay misy fanahy masina manaza ny saina sy mitari-dalana raha sendra mitady ho rendrika.Mivavaka ary dia manampy Atra ary mivaly daholo ny vavaka araka ny sitrapony.Tadidio fa na heverintsika fa tsy mamaly vavaka aza Atra dia mahasoa antsika ilay izy matoa tsy mifanaraka ny eritreritsika ny valim-bavaka.
Sambatra kosa hianao tsy misy saina ratsy ao anaty saina fa tonga dia tsara avokoa.ka raha izany tsy mila miezaka ny mivavaka intsony
Ahoana ny tantaran'i Jaoba?
Izany no mahatonga ahy hiteny azy hoe sambatra ary tsy mila mivavaka intsony izany izy ka.
Amin'ny maha-olombelona antsika dia misy fisainana ratsy no mandeha ao an-tsaina voalohany indrindra ary isika ihany no mamadika azy amin'ny lafiny tsara.
Ny fahazoako ny teniny dia hoe rehefa mpivavaka dia tsy hisy zavatra hitranga?
Na mpivavaka na tsia dia misy mitranga foana amin'ny fiainana ,ny tsy hitovizany dia hoe manana an'ilay Atra mahery mamaly vavaka,mitahy antsika ary mitarika antsika andeha amin'ny fahamarinana isika,ary manana fanantenana fa na inona mitranga dia misy antony daholo ka hisaorana Azy izany fa mampianatra antsika amin'ny fiainana ilay izy.
