ce koi l amour propre

21. volana1 ( 28/11/2007 08:06)
hihihi ! si toi gasy, pourquoi toi tsy miteny gasy ? masosotra be lé mijery an'ilé teny hafahafa sady mampmé be ! hihihi:lol:
22. booboo ( 28/11/2007 08:13)
efa pentekôsta sahady angaha zao no miteny @ fiteny tsy fantatra ny ato ? hihihihihi
23. diamondra27 ( 28/11/2007 08:52)
moi , yasmine g trouve ké l'amour propre c'est kan tu laves l'amour avec Mr propre salle de bain

sé ta dire: tu balé tous se ki es môvé en toi et donne les meilleurs de toi-même

et kan tu on est content de l'amour on dit ke "sé les cerises sur le gatô "
mé moi, yasmine je dis c'est charllotte avec des cerises

vive l'amour propre
"n'oublies pas de se laver avant de faire l'amour"
(l)(l)(l)
:-*:-*
24. booboo ( 28/11/2007 08:57)
:-D :-D
25. baraingo ( 28/11/2007 10:09)
charllotte:

pour moi serra rien s il n y a pas des sincerite,honnetite,fidelite


j`suis d`accord avec toi
26. baraingo ( 28/11/2007 10:17)
NathanScott:

zao fotsiny e
celui ki se prepare a aimer doi se preparer a soufrir

La vie ne vaut d'etre vecu si on ne la vit pa comme un reve


marina ve zany!!!???
ka le fiainana mitsy ne no efa nofiratry e !!!
27. mangataka ( 28/11/2007 11:14)
si on dit qu\'on t\'aime pas c\'est plus la peine d\'insister car on ne peut pas forcer qlq1. Le mieux c\'est d\'accepter la verité et essayer de comprendre. Peut -être qu\'il y a qlq ch qui manque et il le trouve chez une autre.
Il est vrai que la plupart des hommes ont bcp de femmes mais s\'ils arrivent à t\'oublier tu dois refléchir et tu n\'as que prendre l\'éponge. Courage
28. balitaka ( 28/11/2007 11:54)
faut pas compliquer la vie
29. karinah ( 28/11/2007 12:12)
Rasiligaoma:

propre sy sincerité ve hi ryme fa ianao koa

L'amour propre c'est quand vous vous lavez avant de le faire ø
IN ary:?::?::?:


30. karinah ( 28/11/2007 12:13)
qd vv lavé..8O , ny ao am-po no mila tsy mamitaka...:o, izay no atao oe fitiavana MadiO!!!!
31. karinah ( 28/11/2007 12:15)
Raisiligoama:=> tsy mamirafy fitiavanA .
32. karinah ( 28/11/2007 12:23)
diamondra27:

moi , yasmine g trouve ké l'amour propre c'est kan tu laves l'amour avec Mr propre salle de bain

sé ta dire: tu balé tous se ki es môvé en toi et donne les meilleurs de toi-même

et kan tu on est content de l'amour on dit ke "sé les cerises sur le gatô "
mé moi, yasmine je dis c'est charllotte avec des cerises

vive l'amour propre
"n'oublies pas de se laver avant de faire l'amour"
(l)(l)(l)
:-*:-*
:o:o:o:o:o Diam,:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D


33. karinah ( 28/11/2007 12:25)
^:^
sitlo:

sincerite, honnetite, fidelite, beautite, douceurite, charmantite, intelligencetite, sensite de l'humour, gentillessetite et la ply zimportantite: respectite de son pays, y comprisite sa langue
=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D:wink::wink::wink:


34. karinah ( 28/11/2007 12:27)
baraingo:

charllotte:

pour moi serra rien s il n y a pas des sincerite,honnetite,fidelite


j`suis d`accord avec toi

:lol::-D:-D:-D:-D:-D


35. sarobidy ( 28/11/2007 12:30)
ao zany :^)
36. volana1 ( 28/11/2007 12:53)
o r'ireto a ! ataovy amin'ny teny malagasy madio kosa moa tena tsy rariny loatra e ! na ataovy teny frantsay mety tsara koa fa ny olona anie tsy mahalala hoe misangisangy nareo fa lazainy tsy mahay n'inon'inona eo e !
37. xxx ( 28/11/2007 13:04)
volana1:

o r'ireto a ! ataovy amin'ny teny malagasy madio kosa moa tena tsy rariny loatra e ! na ataovy teny frantsay mety tsara koa fa ny olona anie tsy mahalala hoe misangisangy nareo fa lazainy tsy mahay n'inon'inona eo e !



ary raha sady ts mahay teny gasy no tsy mahafehy ny teny frantsay,inona no hatao?hihihi
38. ari.malala ( 28/11/2007 13:13)
=))=))=))=))=))=))ripaky ny hehy ftsn za namaky ilay dinika fa tsisy azoko ze tian'ilay nanokatra azy tenenina!=))=))=))=))tena hatsikana sy lalao no mety amty!=))=))
39. diamondra27 ( 28/11/2007 13:17)
volana1: tena tsy michanguesangy akia fa mbô milaza le tokony atao we mila diovina ze môvé a!
ra mora tezitra ndry dia mila miova @zany ohatra, de ampiasaina Mr propre salle de bain :lol:

manao sangisangy zary tenany zany e!ka le namettraka sujet kosa ange akia tsy hay na tena mba mampiresaka na tena manontany na mahay teny gache na tsia e! de manjary valiana tahaka izany kou le izy

le poisson suit le courant moa?
40. sarombidy ( 28/11/2007 13:29)
volana1:

o r'ireto a ! ataovy amin'ny teny malagasy madio kosa moa tena tsy rariny loatra e ! na ataovy teny frantsay mety tsara koa fa ny olona anie tsy mahalala hoe misangisangy nareo fa lazainy tsy mahay n'inon'inona eo e !

marina ny anao fa tsy azon ankizy agamba ilain i charlotte lazaina tsy lamour fa aime io raha fahazahoako azy toa miheritreritra hafadaholo ny ankizy ato ny tiany lazaina @ io hoe fitiavana marina,raha fahazaoko aza,

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3325