Misy mahita_mitanjaka ny olona
21. ikaretsaka
(
30/11/2007 04:39)
izay ho'aho ny tsy azoko amin'ireo ry fijo> milaza fa olon'andriamanitra sns.. nefa ny herin'ny ratsy izao foana no ventiventesina
22. xxx
(
30/11/2007 09:33)
Misaotra anareo izay mihevitra fa tsara. Efa tsara sy madio izany ny eritreritrareo.
Ny hafatra apetraka eto dia ho an'ny olona izay ianjadian'ny fahoriam-panahy na fahoriam-batana. Mety antony io nolazaina io mba ahafahany mangataka amin'Andriamanitra fiarovana ka ahafahany manana fihevitra tsara toy ny anareo ry ikaretsaka si fijo.
Homba antsika amin'ny fahazavan-tsaina anie Izy Tompo.

23. fijo
(
30/11/2007 21:19)
ka tsy voatery hoe ratsy anie e....aza hadino fa fony vao tonga tany amintsika ny vazaha nampiditra ny finoany,dia ratsy aby ny finoan agasy taminy.ny ombisy sns.izao izy mihezaka hiara miasa amin'ireny amin'ny fitsaboana.izany hoe tsapany fa tsy voatery hoe ratsy ilay izy
24. rijadolly
(
02/12/2007 07:33)
Inona koa ary ty ataon' fijo sy ika ity manesika fotsiny hoe tsy misy satana izany.
25. ikaretsaka
(
02/12/2007 17:51)
rijadolly> raha tena mino marina sy rehefa manao credo dia ny lavina voalohany indrindra raha manao fanekem-pinoana dia izany satana sy ny heriny izany (au moins pour les cathos fa tsy haiko ny sekta).. right?
dia mino an'A/tra .. right
Izao ary:
dia raha nolavina ary i satana maninona no mbola lazalazaina sy antitraterina foana?:roll: nefa milaza fa manda azy tanteraka... avelao izy ho any fa efa no rejette-vana
mba lojika!
sa lasa mino double?
aiza ary ny finoanareo ity.. tabatabaina fotsiny sa hiainana?