Raha mbola manana ny mazava hianareo

21. fijo ( 28/11/2007 22:44)
vao miha miakatra ny doze ko
22. ikaretsaka ( 28/11/2007 23:33)
poika.. ohatran'ny mitanika toaka gasy letsy io an..

rehefa mahery loatra dia atao ao anaty maritrafo dia andrahoina kely.. di ami s'evaporer ny taux ana alikaola dia tsy miakatra be intsony...


(kiiiiii niapanga tena ndray zay fa vakinah mpanao ToGa le):roll: fa izay aza ny metaphore hitako
23. fijo ( 28/11/2007 23:35)
hi hi i,fa ny doze koa anie tsy mahataty mazava fa mampando e
24. niryna ( 29/11/2007 06:59)
ikaretsaka:

fijo> jereo fa mahazava fiangonana be ohatran'ny cathedrale ny jiron-dabozia maro sady vao miditra ao dia hita!

Raha mamangy Sakramenta Masina ialahy, labozia kely bedebe no hitan'ialahy ao! manodidina reo saints, Pieta, stations de croix sy ny jiron'ny eo @ Tabernakla
fa tsy tafitohina anefa ialahy na voafingana na midoana @ olona na misy ireo fandoalihana bedebe aza eo!

Izao aloha ny olona rehetra omen'Atra fahazavana amin'ny masoandro na mino azy na tsia.
Kristy no fahazavana ary ireo mpanara-dia azy dia tsy ho tratry ny maizina intsony rehefa tonga Izy.Ireo mpino Azy no fahazavana manodidina avy amin'ny toetra ,fisainana,ary fitiavana ireo namana sy ny fahavalo amin'izao fotoana izan .

22 Ary tsy nahita tempoly teo aho; fa ny Tompo Andriamanitra, dia ny Tsitoha, sy ny Zanak'ondry no tempoliny.

23 Ary ny tanàna tsy mba mila ny masoandro na ny volana hamirapiratra aminy; fa ny voninahitr'Andriamanitra no nanazava azy, ary ny Zanak'ondry no fanazavana azy.
Apok 21



25. fijo ( 29/11/2007 23:20)
.Ireo mpino Azy no fahazavana manodidina avy amin'ny toetra ,fisainana,ary fitiavana ireo namana sy ny fahavalo amin'izao fotoana izan .



io le fanambonian tena kristianina
26. niryna ( 30/11/2007 05:40)
fijo:

.Ireo mpino Azy no fahazavana manodidina avy amin'ny toetra ,fisainana,ary fitiavana ireo namana sy ny fahavalo amin'izao fotoana izan .



io le fanambonian tena kristianina

Samy manana ny eritreriny sy izay lazainy ny tsirairay fa amiko ary nampianarin'i kristy fa mifankatiava hianareo hoy Izy fa izany no ahafantarana fa mpianatro hianareo. Nanambony tena izany i kristy?

27. fijo ( 30/11/2007 21:22)
fanmbonian tena io,satria eto dia mihevitra ny mpino azy,fa izy ireo irery no manana io fahazavana io
28. niryna ( 01/12/2007 04:26)
fijo:

fanmbonian tena io,satria eto dia mihevitra ny mpino azy,fa izy ireo irery no manana io fahazavana io

:D:D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071