Mandainga ny fitondrana

1. rabaradaka ( 26/11/2007 12:40)
Tsaronareo ve ry dadatoa 3 volana lasa izay dia nampananttena be i Patrick Ramiaramanana fa ho tapitra atreo ny delestazy. Zao any Majunga, Maevatanana (efa 1 volana tsy misy jiro), Toliary, Ambanja, partout dia delestazy. Aleo rangahy soloina ity Ravalo ity fa mandreraka be, simba ny ordinatera, ny frizidera, ny zavatra mandeha courant rehetra. Soa ihany fa any aminay tsy mila jiro fa labozia na petrole dia efa OK. Ndao hiverina any ambanivohitra hanonofinofy hampiakatra ny vokatra ho avo 3 heny
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 05:45
2. Jeankely ( 26/11/2007 12:45)
Rabaradaka, tsaroanao ve ry dadatoa ianao nitarika olona nifidy io fitondrana io? Rehefa TIM niala dia tsy misy dikany loatra. Raha leo TIM izahay ny TIM niala no any @ fako voalohany ry dadatoa a=))=))=))
3. saranga ( 26/11/2007 12:51)
Azovy moa rabaradaka ity ? F'angaha zalahy io TIM ? Fahaizako azy io tsy TIM fa opposition sa karakory jeankely ? opposition nama io. Fa zaho mahita raha tenenin'ingahy rabaradaka io misy analyse politique tena lalina ka tsy tokony ho négliger sa karakory nama ?
4. Jeankely ( 26/11/2007 12:54)
Karakory moa fa TIM niala io nama=))=))=))
5. rabaradaka ( 26/11/2007 12:56)
Dadatoa tsy opposition zany rabaradaka ary tsy TIM niala fa mbola TIM, sa ve rehefa milaza ny zava-misy sy mitsikera dia mpanohitra, tena diso enao saranga. Ny tinareo zany dia ilay oie oie sy ilay izany ka tsy izany va izay nampidoboka ny firenena, satria ireny tsy mba nisy sahy nitsikera. Mba jereo ny style sy ny gestion politique ataon'ingahy PAN Jacques SYLLA. Ireny no tena izy ary hianaran'i rabaradaka fa nareo kosa samia mino fotsiny ihany
6. Jeankely ( 26/11/2007 13:02)
Mazava aminao ve izy ry saranga sa ahoana nama a? Style Jacques SYLLA hono nefa tsy nibaradaka sahala io ny olona tononiny anarana. Asa na tia hanimba ny "Image"n'ny olona tononiny indray angamba i dadatoa Rabaradaka
7. bazylou ( 27/11/2007 00:27)
ka le izy anie tsy takatry ny sain'i jeankely e:: izay no mampitapy azy eoo:lol::lol:
8. saranga ( 01/12/2007 07:48)
Tsy mamely kay nama ity jeankely ity fa zaho koa nieritreritra fa mpisolelaka loatra. Mba hilazao Ravalo hametrapialana fa mavandy, jironay aty amin'ny Côtes tsy mirehitra, simba appareils eléctroniques jiaby, ny trondro maimbo anaty frigo, ny climatiseur tsy mandeha. Dia mbola hiaritra ihany ve ?
9. tendry77 ( 07/12/2007 05:45)
Mandainga ny fitondrana,firy ny transporteur tamn jeux des ils no tsy mbola nahazo karama,ary firy ireo camioeur tao @ tiko no tsy nandray karama fa dia natao factur fotsiny,an'isany izany zahay.
-Aza de sodoka ny lalambe an'antananarivo fa mb jereo ny any ivelany; ny kitapon'ny kaominina ve mety tapenana tiptop(goudron)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0787