Tambitamby lava

1. domino ( 24/11/2007 09:28)
Manao aoana daolo e!

Mba mangataka ny hiran'i Jean Freddy Tambitamby lava ze manana o!
Misaotra mialoha.
novalian'i domino ny 06/12/2007 07:41
2. rainitsara ( 27/11/2007 05:46)
slt daholo nareo e! ahoana ity fitadiavana tonokira toa tsy mety hita ita fa toa tsy hainay mihintsy! fa ahoana e!
3. domino ( 06/12/2007 07:41)
rainitsara:

slt daholo nareo e! ahoana ity fitadiavana tonokira toa tsy mety hita ita fa toa tsy hainay mihintsy! fa ahoana e!



Bjr e!
tena mandreraka mitsy nefa le hira tena mba tinay mitsy le kaiamba. Te hihirahira ndraindray iny nefa miteniteny fona satria tsy hay le tononkira.
mba hitadiavo e! OK
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0973