zavamaneno ''bajônina & Valiha''

1. salmo1 ( 24/11/2007 08:30)
Misy afaka hanazava kely ve ny fomba fitendrena an'ireto zavamaneno made in malgache ireto.

Mitovy @ fitendrena gitara iany ve:?:

;-)
2. simplex ( 24/11/2007 14:54)

Ny valiha tsiponina, corde 1 note 1 :)

mbola tsy nahita an'le banjonina :P
3. Rakotomangafeo29 ( 27/11/2007 05:38)
mahafinaritra ny fitedrenany valiha fa tsy toy ny zavamaneno hafa lay izy. matetika lahatra tsara ny "note" rehetra @ zavamaneno nefa mifandimby sy mihodina ny ratsantananao raha tendrenao ny "scale." somary mahavery-hevitra am-boalohany.
4. NathanScott ( 27/11/2007 23:51)
toy izao ny note @ valiha:
DO a droite
RE a gauche
MI a droite
FA a gauche
ainsi de suite

d zay fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1239