Raha te-ho voavonjy dia... ary raha tsy te...,inona no atao?
21. niryna (
29/11/2007 06:40)
ikaretsaka:
ka samy manana ny lalany ho'a fa aza mitsara ambony ihany... tsy hainao raha iny heverinao ho "lalan'ny fahaverezana "iny no mety... lalan'ny famonjena Deus solus potest iudicare(Atra irery no mahalala)
Tsy afaka mitsara olona isika fa ny voalazan'ny baiboly no resahina,tsy mila manao na inona na inona ka raha tsy te-ho voavonjy