inona no andrasanao am ze "maire" lany eo ?

1. reve ( 23/11/2007 11:19)
hitondra inona ho an'ny vahoaka eto iarivo izay maire lany eo! misokatra ny ady hevitra ry namana isany de mazotoa daholo e!
novalian'i fijo ny 30/11/2007 20:38
2. teamryan ( 23/11/2007 11:32)
1-Fanohizana ary famitana ireo vinavinan'asa efa maty paika napetrany sy ireo mpiara-miasa @ny
2-@maha olon'ny fanakalozan-kevitra an'iFALY dia tsy sarotra oanay tanora ny mametraka ny fahatokisanay @ zokilahy Faly izay inoako fa tsy ivadibelirano,tonga @lay ohabolana manao hoe "toky fitaka fa ny atao no hita".Manamafy izany ireo asa efa mipetraka tsy azo atao odian-tsy hita
3. Jeankely ( 23/11/2007 11:34)
Tsara ny revinao na izany aza dia tsy tokony hiandry fa omeo ny hevitra handrosoan'ny tanana raha mahita satria ny soa hiraisana. Ny olana nohon'ny fitavozavozan'ny fitondrana teo aloha rehetra sarotra harenina ary mila firaisankinan'ny vahoaka. Tsy maintsy sahirana vao mahita vokatsoa. Tsy sahalan-dry Tezitra sy Bazylou mpijapy machine ka ny zava-tsoa hitany any andafy heveriny tsy nisy hazakazaka sy olana fa avy dia vita sahala ny fotoana nahatongavany. Raha ny lalana tery ohatra tsy halalaka mihintsy raha tsy manjera trano nefa olana izany @ voalohany. Tanin'ny Université na tanim-panjakana nanaovana trano noho izany ajera ireny vao afaka mivelatra? Izany no lova avy @ Bazylou sy Tezitra.
4. fijo ( 23/11/2007 21:16)
raha ny hevitro,dia izay hampisy asa hoan'ny tanora no tena andrasana.miankina amin'io daholo ny manaraka
5. reve ( 24/11/2007 17:22)
ny ahy ny andrasako am ny maire de ny mba hanamorana ny resaka administration rehetra eraky ny firaisana aloha satria sakana iray lehibe am fampandrosona io resaka administration io, de mazava hoazy ny resaka fandraharahana eto am tanana mba tokony ho mazava ny regle de jeux rehetra !
6. Jeankely ( 26/11/2007 10:33)
Marina tsy misy hiandiankevitra ny resakao reve saingy aza adino fa mifampiakina daholo ny rehetra ka tsy afaka mihazakazaka mihoatra ny ataon'ny fitondrana foibe ny Maire aloha hatramin'izao. Ny tiana ambara kosa dia vao mainka mihisatra ihany koa raha mifanohitra tanteraka amin'ny Fitondrana foibe ny Maire. Ny resaka fanamaivanana ny olana @'io "administration" lazainao io dia misy fiantraikany @ny sehatra rehetra na resaka fitaritana mpampiasa vola avy ivelany izany na ny asa tokony ho vita haingana ho an'ny teran-tany.
7. patrick2002 ( 26/11/2007 14:59)
ny ahy dia tokony ho decentraliser-na any @ fokontany mihintsy ny responsabilité @ fahadiovana ,ny fanalana ny fako sy ny fitaterana azy ,ny entretien ny egout ,sy ny fanaovana douche public ,sy ny bassin public ,espace vert,izany dia mitaky mpiasa ,sy responsable ny urbanisation ,camion ,izany hoe vola izany no ilaina ,ka tokony homena ny fokontany ny maka ny hetra-trano ,ny commune avy eo maka hapahiny amin'iny hanaovany ny budget-ny .Arakaraky ny fari-piainany olona ao @ fokontany no hanaovana ny hetra .
8. reve ( 26/11/2007 19:53)
merci daholo am le adi hevitra milay be e! fa zao, ahoana ny hevitrareo momba ny fifaninanana eo am resaka arak'asa sy ara-piarina?
9. patrick2002 ( 27/11/2007 00:04)
tsy anjarany maire no miandraikitra ny fiariana ,sy ny famoronana asa.
Tsara raha hataonao dinika vaovao izy ity.
10. fijo ( 30/11/2007 20:38)
patrik an,efa izay ny momba ny fako,fa le olona mihintsy no zatra miandry
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1492