ity ndray zany ny vaovao aloha ho zaraina

1. diamondra27 ( 22/11/2007 12:50)
tsy mahay mihira ny tenanay fa mpihaino sy mpankasitraka foana ka mba zaraina aminareo e!
http://www.acidplanet.com/artist.asp?songs=506812&T=5218

mazotoa mihaino daholo ô!
novalian'i fijo ny 23/11/2007 21:47
2. baraingo ( 22/11/2007 14:43)
mandihiza zany e!!!:lol::lol::lol:
3. booboo ( 22/11/2007 14:49)
Diamondra27 > Misaotra nizara :D:-*
4. pissoa ( 22/11/2007 15:02)
re-(a la booboo) misaotra nizara :-*
5. diamondra27 ( 22/11/2007 15:08)
baraingo: handihy rock miaraka @ Ratrema v
6. salmo1 ( 22/11/2007 15:43)
Milay daholo lay vazo.

muchas gracias diamondra007

:-*
7. mbaliana ( 22/11/2007 20:00)
merci e
8. tywa68 ( 22/11/2007 20:05)
m'ci diam :-*
9. fijo ( 22/11/2007 22:54)
meci de misaotra
10. cutie ( 23/11/2007 03:23)
mankasitraka:D
11. zandikely ( 23/11/2007 04:30)
Tsara fa saingy be hiram-pivavahana loatra.
Misaotra nizara na dia izany aza e!
12. niryna ( 23/11/2007 06:32)
misaotra e:D
13. fahamarinana ( 23/11/2007 07:36)
:arrow:Merci bcp akia a,tena mahita sites tsara koa ndry an,tiako daholo ny hira ao.Mankasitraka e:-*(l)
14. prime ( 23/11/2007 09:15)
diams> =D
15. diamondra27 ( 23/11/2007 09:41)
tsisy fisaorana anareo rehetra fa nilaozana nihaino 'reny hira 'reny no anisany tsy nahitàna ahy e! hiii

ny mba hirariako de mba misy hafa mizara koa refa mahita any ho any fa le nomeko hafa 'reny zao tsy ananako intsony fa maty ny matos de voafafa tao doly ny favoris sns...
dia mazotoa mihaino finaritra e!

de aza adino koa le playlist hira masina e!
http://www.dailymotion.com/playlist/x646a_masombahiny_hira-masina/1

16. fijo ( 23/11/2007 21:47)
raha be loatra kosa no henoina amin'io leo kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.333