taitsofina
21. sitlo
(
21/11/2007 15:04)
nitovy taona ihany izahay tamin'izany.
Mitenena indray aloha teny gasy tsy dia fandre matetika.
Mitenena indray aloha teny gasy tsy dia fandre matetika.
33. kallie
(
22/11/2007 09:28)
in fa ny an'i sitlo resaka ol tsy ampy fialam-boly :-D:-D:-P d mandany andro miteniteny fôna :-D:-D
ty tsy fitany matetika : akodomirana (vô enoko tam maly- cf: iran'i Samoela)
ty tsy fitany matetika : akodomirana (vô enoko tam maly- cf: iran'i Samoela)
34. kelly13
(
22/11/2007 09:39)
aleo tsy atao oe mandany andro lery fa mandany ranomainty, efa t hiova silto maintso mantsy izy fa tsy mety tapitra le stock rainomainty b novidiany ambongadiny
35. intello
(
22/11/2007 14:54)
Ary iza no efa nanao tsangory mivadika?
Dé iza no efa nampiady orona t@ mopera?
Tsisy dikany e? Mapme be zany ko:lol:
Dé iza no efa nampiady orona t@ mopera?
Tsisy dikany e? Mapme be zany ko:lol:
36. sitlo
(
22/11/2007 15:23)
dain :-D
ireto negativa be.
Teny tsy fandre matetika ohatra hoe: biby mangatsiaka (reptile) :°)
ireto negativa be.
Teny tsy fandre matetika ohatra hoe: biby mangatsiaka (reptile) :°)
37. kelly13
(
22/11/2007 15:24)
mampiady orona @ mopera? le oul mipetraka @ igloo reny!! hihihi! sa tsisy mopera any???
39. kallie
(
22/11/2007 16:05)
trano vita am rano mivaingana :-D:-D:-D:-D:-D:-D sa biriky rano?
tsy negativa fa lazao fa ny ol manana atao ndray no iteniteny fôna? :-D:-D:-D
Za ko nge ao anatiny e :-D:-D:-D
tsy negativa fa lazao fa ny ol manana atao ndray no iteniteny fôna? :-D:-D:-D
Za ko nge ao anatiny e :-D:-D:-D
40. sitlo
(
26/11/2007 04:39)
Kay ve tranona eskimo eh
misy atao koa, izay ange no mahatonga azy hoe teny tsy dia fandre dia amin'izay mampitombo fahalala eh, misy coco an.
Izaho mahita hoe ny tsy mihetsika amin'ny birao no mampahay koakoa. :°) Raha vao mandende rehefa miala voly dia sarotra be no hakana concentration avy eo :°)
kallie: