Téchnologie HDI fiable ve sa manao ahoana ?

1. lemenakely ( 20/11/2007 17:17)
Hono hoa ho an'izay manana fiara HDI manao ahoana mitaha @ fiara essence? ny avantages ary ny incovenients!
2. Ralay ( 20/11/2007 18:16)
Raha resaka motera aloha dia fiable ny moteur HDI fa io indray dia miankina @ utilisation ihany.Raha hi-roule +de 30000km par an dia rentable fa raha 10 na 15000km tsy dia tsy rentable ny diesel. Tadidio anefa fa d'ici 5ans dia tsy hisy différence firy intsony ny vidin'ny gas-oil sy ny essence.
3. lemenakely ( 20/11/2007 20:01)
izany hoe hitovy vidy @ izao vidin'ny essence izao sa ny vidin'ny gasoil @ izao ? Ny essence mantsy izao eo @ 1euro 30 centime eo ny litre
4. sakaizakely ( 20/11/2007 21:53)
toa samy manana ny filazany ny olona ka. Io koa angamba miankina kokoa @ fampiasanao fiara

http://www.auto-evasion.com/forums/viewtopic_50933.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6953