le Roi Solomon a eu 700 femmes légitimes et 300 concubines

21. sarobidy ( 22/11/2007 13:11)
tsiafoi1: tonga de avy de tantarao oe fa tsisy Baiboly zao aty amiko kouhh :oops:
22. kiadi ( 23/11/2007 21:09)
ray aza efa mahasambatra anah ko maika fa 700 :-D:-D:-D
23. reve ( 24/11/2007 18:28)
miteraha de mamenoa ny tany e!:*:-*:} izay ngamba no tanjon'lery hi!hi!
24. tsiafoi1 ( 26/11/2007 06:17)
Sarobidy, de navilin'ireo vehivavy novadiany ny fony ka tsy nanaraka an'i Jehovah Andriamanitra intsony izy fa lasa mpanompo sampy, ratsy fiafara ilay lehilahy hendry, voaozona h@'ny ny taranany, rava ny fanjakany nony mby taty amin'ny zanany nandimby azy, rava ny harenany. Izay raha fitinina no niafaran'i Solomon Mpanjaka
25. patrick2002 ( 30/11/2007 03:10)
:cry::cry::cry:maty aho salomon
26. fijo ( 30/11/2007 23:57)
izany hoe ,ny vady iray ,indray mandeha isaky ny roa taona vao miverina mitsam aminy?????
27. tsiafoi1 ( 05/12/2007 14:46)
Fijo - Kiadi - Reve - Susuki : Ny zava-dehetra azontsika atao avokoa, fa tsy ny zava-drehetra no mahasoa!
Raha tsy mijery afa tsy ny eo @'ny 70-80taona iainantsika de azo atao avokoa izao rehetra izao, fa raha mihevitra ny taranaka mandimby de handanjalanja ampahendrena zay atao rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008