Hevitra mombana mpiasa

21. ds ( 06/12/2007 13:22)
Araka ny vaovao azoko omaly tamin'ny direktera, dia nametra-pialana tsy nisy raorao ilay olona araka ny fangatahanay. Mbola nanana andro fialan-tsasatra 15 andro koa dia naloa vola izany. Enga anie ka tsy hisy tohiny manafintohina ity afera ity... Dia manantitra ny fisaraona anareo rehetra nanome soso-kevitra e.
22. ikaretsaka ( 06/12/2007 17:57)
tokony tsy nomena azy daholo kosa ilay prime e
23. Kwasi ( 06/12/2007 21:17)
Tsara fanahy be nareo zany ry ds.
24. ds ( 07/12/2007 00:11)
ikaretsaka>tsy nomena prime izy kah. "Congé payé" tsy nampiasainy no naloa vola, ara-dalàna tsara.
25. endrika01 ( 09/12/2007 12:51)
Ka tsy voatery ny olona manao soa anao ihany anié
no hanaovan-tsoa é,fa na ny manao anao zay faran'ny maharary aza,ho tsapany indray andro ny soa ataonao azy de ho latsa-panenena izy .:-$:-$:-$:-$:-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1771