Izany indray no malaza

1. ikaretsaka ( 16/11/2007 16:30)
Izany indray no malaza any Bekintana, fa mbola ataon-dry zalahy ao anatin'ny maizina ilay izy: Cross country
Afaka mampiasa izay tomibilina tiany, izay lalana tiany,sns... fa ny tanjona dia ny hampitohy tanana anankiroa @ fomba haingana sy tsy mandany vola! ao anatin'ny herinandro

Ohatra hoe New York Los Angeles, dia zaraina mitovy ny vola, dia samy maka ny lalany hahatongavana any LA, misy ny mandeha autoroute, misy ny mandeha RN tsotra, misy ny mandeha lalanjirika kely any @ le tanana ankebakebany ireny!
iny vola iny sady miantoka ny kaly no miantoka ny tickets azo raha mandeha mafy ka tratran'ny polisy no miantoka ny olana ara teknika rehetra eny an-dalana

Dia jerena ianao rehefa any LA hoe iza no tonga aloha, dia ohatrinona ny tickets ana PV sy ny vola lany! dia izay kely indrindra no maharesy

100 ry zalahy no nanainga dia 41 sisa no tonga tany LA, ny ankamaroany tratra fourrierre , na diso lalana, na nahazo mandat ilay nitondra azy fa nanao accident dia nigadra

Bandy japonais izay no nahazo azy t@ ity.. 32 Heures no nanaovany azy! 120$ no laniny!

Asa indray io fika io hoe rahoviana vao tonga any eoropa sy any @ tanana... fa mety hilay be ny manao tour de mada @ io:-D
novalian'i kelly13 ny 19/11/2007 15:47
2. kelly13 ( 19/11/2007 15:47)
fa firy km entre New York sy Los Angeles? :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.137