MOMBA NY FANANAN-JANAKA

21. tsiambaratelo ( 19/11/2007 20:48)
Tena mahafaly ahy tokoa ny valin-teny avy amintsika rehetra.Ny entan-jaraina mora zaka zany hoe ny olana ifam-pizarana manjary maivana,maromaro ihany ireo namana nanantona manokana fa tsy nanaposaka izany tato ,za mantsy efa tena kivy be satria mandrè ireo manodidina hoe tsy azo teo am-piterahana lay zaza fa tara loatra ny fandatsahana azy!Tsy azoko lay hoe tara ny fandatsahana azy?Misy koa ny tranon-jaza sa ny ahatra potipotika be.Notataran\'a namana ahy daholo ireo de tena tsy azoko ny aiko fa mangovitra aho.Lay farany teo zao de nitatara fa ny zokiny de tena nijaly be teo am-piterahana ,efa nolazaiko tery ambony potipotika be ny...Lamban-jaza ngeza be iny no nofenoin\'ilay sage-femme alcool de nanadiovany tao anaty kibo tao, tena mba nifezaka be mihintsy aho mieritreritra ny ampitsoko.Soa ihany fa misy ny namana ahafahana mifanakalo sy mifampahery!!!
22. ari.malala ( 20/11/2007 07:26)
Ary inona le tenenin'ny dokotera we grossesse à risk refa eo am 35taona eo ny vevavy no manan-janaka vôloany?
23. kelly13 ( 20/11/2007 08:04)
refa miakatra 30aine ry reto na inona na inona filaza azy d efa miakely ny aina a, sa nareo a 30 ans d mbola matanjaka b sahala t@nareo 20 ans? donc a partir ny 30aine d azo atao oe misy risk fôna ny grossesse (na d oe minime aza, efa risk zay), ary matetika refa eo @ io 35 ans tenenin'i ari.malala io d césarienne no atao, justement ialàna @ le risk oe "tara loatra ny fandatsahana ilay zaza" ra atao par voie naturelle, ary tsy mahazo manao vizaka du genre mibata entana mavesatra, miakatra tohatra lava beuuu, mande tongotra ela lôtra etc...

zany anefa tsy midika oe ra efa 30 taona miakatra d tsy tokony hiteraka intsony, ms mila maka précaution bdb, d aza adino ny manao amniocentèse ra sanatria misy risque de 1/250 (seuil eto frantsa io resahako io) ny resultat ny T21 refa manao analyse de sang.

lava b v? hihihi aza kivy ankia ry tsiambaratelo secret a :)
24. xxx ( 21/11/2007 06:17)
ary raha efa niteraka ray fa any ho any am 30ans any ndray vao hasina zandriny, misy risk ve zany ?
25. kelly13 ( 21/11/2007 08:11)
xxx misy fôna ny risk ka :)

za zao manana zaobavy, 18 ans izy zao bevoka zao, nefa d a risk ny grossesse-ny, miakina @ morphologie kou ngamba le izy
26. ari.malala ( 21/11/2007 13:17)
xxx, tena à risk mints raha hitako am nenà zay:-( sady prematuré ny zaza no naika ts azo no nanao souffrance foetale...
27. sakaizakely ( 21/11/2007 15:45)
pffffffffff ho an'le double 0 etsy ambony etsy an !

Momba ny vohoka indray na mihoatra na latsaka ny 30 taona dia misy foana ny risques de grossesse ry zareo a ! Ny fanarahamaso arapahasalamana ataon'ny dokotera no mitondra azy. Tsy zavapoana akory izany mitondra anaka.

Fa raha mbola tanora loatra 14-15 ans sy mihoatra ny 42 ans any ho any no tena azo atao hoe à risque (trisomie 21, préma...)

Ny césarienne tsy miankina @ taona velively fa arakaraky ny toebatana. Misy olona 40 ans + miteraka voie basse aradalana tsisy complications. Toy ny souffrance foetale voalazan'i ari. io dia tsy ny taona no mitondra azy, fa tsy fahampiana oxygène, na hoe efa mitelina liquide amniotique le zaza, mety koa hoe tery loatra ny bassin. Dia voatery didina ny reniny. Tsy dia fantatro loatra aloha izay antony ara medikaly, fa azo antoka kosa fa tsy noho ny taonan'ny reniny velively. Ny prématurité koa dia tsy avy amin'ny taona mihitsy.

Raha fantatra sy voaporofo ny antony dia efa nahitana fanafana sy azo ialana, matoa misy ary mbola hisy dia satria tsy fantatra mazava ny antony. Indraindray malformation de l'utérus, indraindray ny col misokatra aloha loatra sns...

Ilay miteraka voalohany après 35 ans koa no mila fanarahamaso betsaka fa toa ambonimbony kokoa hono ny risque trisomie 21, fa raha efa nisy zaza talohan'izay dia tsy maninn.

Raha eto Frantsa aloha dia azo antoka ny fanarahamaso tsisy atahorana, dia izany koa no mahatonga ny olona tsy mikorapaka fa na 30 taona mahery aza mazoto tsara manomboka mitondra vohoka. Any amintsika no tsy haiko loatra. Betsaka ary azo ianteherana tsara ve ny dokotera mpanaraka vohokoa any ?

Resaka henoko manko hoe betsaka hono ny mpampiteraka mody ataony hoe misy complications fa tsy maintsy atao césa, kanefa iraisany tsikombakomba @ clinique na dokotera mpandidy satria volabe ny aloa raha césa toy izay fiterahana tsotra. Ka raha marina izany, tsy dia azo itokisana ny mpitsabo any satria par intérêt fotsiny ny césa fa tsy tena ilaina marina
28. endrika01 ( 25/11/2007 13:09)
salut,salut,dôly eee,inona kay zany risk trisomie 21 zany?????hoatran'ahy mantsy de mbola tsy nandatsaka na iray aza,sady mbola lamba fotsy eeee,tsy midoka tena akory.:lol::lol::lol:
29. marcocofa ( 27/11/2007 08:13)
ny solonanarana fotsiny io fa vehivavy a
ho ahy efa mananjanaka alo iteko oe tsy de mety firy ny miteraka taraiky be zany 30ans zany efa taraiky zany ho antsika gasy,voaloany indrindra efa sanatrian'izany efa antitra zay vo itaiza,ny ahy zao j'avais 17ans quand j'ai eu ma petite fille,maitenant elle grandi avec moi,c genial koi
mais ny fiainana eramaita@zao alo ra mbola tsy vonona aleo miandry fa tandremo fotsiny ilaozan'ny omby miahakaItalic textUnderlined textBold text:P
30. tianao ( 27/11/2007 10:00)
:-w MBA AZA MANAMBANY ANTITRA NA TANORA ZANY RE NAREO A! NY AHY MANOKANA ALOHA DE IZAO....!NY OLOMBELONA DE EFA MISORATRA ANY @RAY(Andriamanitra)ny anaran\\\'ny tsirairay!ra sitrany ho velona ny olona iray;de hateraky ny reniny fona na antitra na tanora ilay miteraka azy misy aza zaza vao mipotsaka 5mn de maty satry natao io ny ora hiainany!!!ny tena tiko hambara de ny hoe tsy ny olombelona no hilaza hoe miteraka ny anitra na tsy miteraka!!!:-@mba saino tsara ra manampinona sy mivavaka ianareo!!!
31. tianao ( 27/11/2007 10:00)
:-w MBA AZA MANAMBANY ANTITRA NA TANORA ZANY RE NAREO A! NY AHY MANOKANA ALOHA DE IZAO....!NY OLOMBELONA DE EFA MISORATRA ANY @RAY(Andriamanitra)ny anaran\\\'ny tsirairay!ra sitrany ho velona ny olona iray;de hateraky ny reniny fona na antitra na tanora ilay miteraka azy misy aza zaza vao mipotsaka 5mn de maty satry natao io ny ora hiainany!!!ny tena tiko hambara de ny hoe tsy ny olombelona no hilaza hoe miteraka ny anitra na tsy miteraka!!!:-@mba saino tsara ra manampinona sy mivavaka ianareo!!!
32. arialy ( 12/12/2007 12:21)
tandremo ry jeune maman sao manakivy anay eo an, aleo kalou zahay itady e :D
oavy iany ny zaza avant 35 ans e
33. xxx ( 24/12/2007 19:08)
gaga sy talanjona ah mamaky ireto resakareo vhv ireto;lhlh mantsy ah.ka dia mahavariana tokoa ianareo ireto.tsy mahita zavatra hatao ve ianareo na koa tsy hafaka mandinika ny tokony hatao(mety na tsy mety)fa dia hilaozanareo mifanontany hevitra eto.
mihaiky ny hevitr'i (tianao) ah.satria tsy isika olombelona mihintsy no ahafantatra fa hoe: tsy hiteraka ny olona iray ;na be taona io na kely.
jereo fotsiny t@ tantaran'i abrahama. firy taona i sarah vadiny vao niteraka an'i ismael.ho an'izay tsy mahalala dia lazaiko eto ihany. 70 taona i sarah mbola niteraka soamantsara tsy nanaovana anizao sy zao.
ny tiako lazaina izany dia hoe: manana finoana ary ankino amin'Andriamanitra mandrakariva ny fiainanao.
wa salaam anlaikom( ny fandrepaleman'i tompo anie homba anareo)
34. tsikih ( 02/01/2008 22:14)
Tsy misy antitra izany ny olona 30 taona vao miteraka !!! normal tsara io, ary tsy misy olana velively !!!betsaka ny vazaha vavy fantatro aza 40 taona daholo vao miteraka, tsy misy olana akory ! zay ny tombontsoa aty ! ary aza matahotra fa tsy misy an'izany tsy misy volo izany e, aza be eritreritra koa fa ny zaza dia avy amin'Andriamanitra e !!fahasoavana lehibe,dia mahereza daholo ry reny rehetra an...
35. xxx ( 05/01/2008 10:03)
:P isika gasy re de very mihintsy @ resaka toa izany!!!! mampalahelo!!!tsy mba mifanome hery fa manakivy aza ny ataon'i sasany !!!!!ianareo izay bevohoka tsy nanam-bady t@ zany fotoana izany aza nisy fahamenarana tao @nareo nefa nony lehibe ve ny zanak'areo de manakivy ny aradalana ianareo o ry gasy ooooo mba manana finona ary aza mifanakivy fa mifanomeza hery!!!:-*
36. ttittie ( 07/01/2008 18:14)
tsiambaratelo:

Zavatra iray manitikitika ny saina,indrindra hoan\'ny tovovavy.Raha efa taraiky ara-taona vao manam-bady mety hisy fiatraikany amin\'ny fiterahana ve le taona.Ohatra hoe efa 30taona mahery izy vao miteraka?Hoanareo efa manan-janaka angamba mety mba afaka hanampy ahy amzay!


tratry ny taona e izaho miresaka aminao io 31 taona no niteraka ny zanako ary tsy nisy olana mihintsy na kely aza fa eo @ telo volana voalohany fotsiny raha azo atao dia maka aina kely dia mirary soa e:P
37. dailynews ( 08/01/2008 01:24)
sakaizakely> =D=D
38. Vitsikakely ( 03/02/2008 10:42)
Aza be ahiahy wa njy ry tsiam/
moraly (0)manjelaka beuhhhh:^):^)
39. xxx ( 26/05/2008 14:27)
Izao kosa ny ahy no mba hevitra ho an'izay mbola mikasa hiteraka.Ho an'ireo any am-pita aloha tsy iadina hevitre fa efa tonga lafatra ny teknolojia ka kely mihitsy ny risque na efa be taona aza.Marina mihitsy hoe safidy ilay izy,ary ianao miezaka mamatatra ny sitrapon'Andriamanitra fa tsy ho tongatonga ho azy eo akory io zaza io.Ho an'ny eto antoerana indray,rehefa misy dia atao fotsiny izay mety mba ho arapahasalamana na ny reniny na ny zanany na firy taona izy na firy taona.Izany hoe raha aorian'ny 35ans ianao dia mitandrina kokoa,manaramaso kokoa satria tsy mitovy amin'ny fatanjahanao sy ny fahasalamanao taloha ny herinao amin'izany.Tsy manakivy mihitsy fa izany no réalité ary lalam-piainana izany.Marina hoe rehefa hisy ny complication dia misy foana,fa en général,aleo 35ans farafaharatsiny no miteraka farany,aina anie no mamoaka an'io fa resaka resaka e.Ka aleo misoroka raha mbola afaka.Avy eo safidy sisa hoe,tanora ve no hiteraka dia antitra mipetrapetraka sa antitra vao hiezaka mafy.Fa ny marina dia vita foana io e.
40. tsiambaratelo ( 10/06/2008 15:32)
Misaotra anareo namana,hay mbola nitohy tato ny fanomezanareo hevitra!Tsapako fa nahazo hery vaovao ndray hoentina miatrika ny hoavy ny tenako.Ary tsy kivy fa mbola manantena.(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7935