MOA VE MANANA ZO HAMONO NA HANDRAHONA NY TOMPOM-BADY?
21. badboy
(
06/02/2008 14:32)
Ka mety hoe diso lalana izy dia refa vita ilay mariazy vao hitany hoe tsy reveny ny tenandrarivoS, dia lasa izy mampirafy. Ary matoa ny vadindrangahy lasa niapanapana tany @ le kôfa sy ni-invité azy ho ao antokatranonareo mitsam de satria efa tsy asiany sira tsony le mariazy!!
Vahaolana : ataovy ny divorce de ndana maka raneny hafa, fa izy adinoy fa ny fony tsy any tsony!!!:twisted::twisted::twisted::twisted:
Vahaolana : ataovy ny divorce de ndana maka raneny hafa, fa izy adinoy fa ny fony tsy any tsony!!!:twisted::twisted::twisted::twisted:
22. Vitsikakely
(
10/02/2008 09:15)
rivoS:
Io ry badboy rehefa tafiditra ny tranoko ka tsy niera tamiko de efa mpangalatra a. Sady na tiany aho na tsy tiany, efa vadiko iny aloha. Sady eto Mada tsika fa tsy any Europe zany. Daroka miampy komondry ihany no sahaza ny mpangalatra.:x:evil:
=))=))=))=))tena mahaliana marina e.
rivos>tandremo ary tsy hiraraka ny nify an.
23. rakaroka
(
15/02/2008 10:14)
Raha afaka maka "huissier" dia miandry kendry tohana flagrant délit iarahan-drizareo no tsara. Dia ampidirina amin'izay ny divorce.Amin'izay misara-maina lasa mandao ny trano tanam-polo izy.
24. endrika01
(
16/02/2008 14:05)
Ary raha tsy vonoina ry zareo fa tonga de roahina?De omena manaraka azy any daôly ny papouse de mipetraka irery milam be ny saina.An,an tsy tantiko ndray kah malahelo ny zanako aho,ary raha oh we ny vadiko no tratrako ao an-tranoko,refa tsy afaka ny hikasi-tanana aho zany dia:Roahiko mivoaka ny tranoko ny rafiko miboridana tsy avelako mitafy de hitam-bahoaka hitam-pirenena fa mpangalam-badin\'olona sa ve voaheloka koa aho amzay satria mety hitory izy we za\" mpangalatra\"norobaiko ny fitafiany de nitanjak\'izy hitan\'ny pokona hihi
25. endrika01
(
10/06/2008 11:31)
Manaona dôly ndray ny namana!Efa ela be iany ty hevitra napetrako ity no tato,nefa na izany aza dia hotohizako kely mba tsy hamoronako lohahevitra vaovao ndray!Miompana @io lohahevitra io ihany,=========>Zany we tafiditra ao ny vady,rafy,zanaka.Misy namako ;izay bevohoka tamin\'ny lhl iray izay nilaza hampiakatra azy ho vady,nandritra ny fotoana nitondrany vohoka dia tsy hita lay lhl.Refa teraka soamatsara izy,zay nanao sarotra tokoa.Dia hita trace rangahy we aiza?Dia teo vao fantatra fa hay izy ity efa manambady vita mariazy,ary io vhv io dia nandrahona an le sipakely fa ho halainy ny zaza!Mba te hahalala ny fiarovan-tena na zvt tokony hataony izy!Raha misy afaka manomé soso-kevitra ny namana.Misaotra!
26. verlik29
(
20/06/2008 06:43)
Araka ny lalàna dia tsy azo atao mihitsy mikasi-tanana olona na inona antony na inona antony.
ny azo ekena anefa dia raha tratra ao @ domicile conjugal zareo, dia midika ho provocation izany ka afaka arovan'ny art. mikasika ny legitime défense ny tompom-bady. tandremo anefa fa mety voasazy ian fa mahazo fanalefahana fotsiny ohatra. jereo code pénal art.328-327

27. tsiambaratelo
(
07/09/2008 14:38)