Maizin-tsaina marina ve ny Kristiana ry Tsimiandravola?

21. ikaretsaka ( 16/11/2007 23:12)
tandremo fotsiny lasa "sophisme" rehefa avy eo fa manjary tampina ny daomy fa mi "demissionne" ny 1
22. fijo ( 16/11/2007 23:12)
tena voafitaka tokoa ka
23. rijadolly ( 17/11/2007 09:28)
Fa vao maka ny Baiboly fotsiny ho base de raisonnement sy ho filozofia ho enti-miatrika ny fiainana dia efa "voatsara" sahady izy izay amiko.Saingy tsy dia tiako loatra ilay voambolana hoe "maizin-tsaina" (toy ny nanao fanahy iniana daholo ny kristiana rehetra) ,fa aleoko atao hoe "voafitaka".
21. Mpandefa : fijo [ Valio ] 17-11-2007 00:12:34
Lohateny : Re : Maizin-tsaina marina ve ny Kristiana ry Tsimiandravola?tena voafitaka tokoa ka
Raha ny amiko manokana aloha dia tamin'izaho tsy tao amin'Andriamanitra sy Jesoa Kristy fa nanoponopo fotsiny dia tsaroako nanana fahafinaretana izany aho é,kanjo fitaka kay ilay izy.Satria nisy ny vola tamin'izany nanao ny fanaon'olona,nikarapoka sy voakapoka tao vao tonga saina.Zao gardien ny asako ouaou! ok! 1/3 ny vola azoko tamin'izany ny azoko amin'izao fa misy fifaliana tsy ahy refesina.Ary ny zavatra rehetra dia miara-miasa ho ahy sy ny manodidina ahy satria NIFANTOKA SY NAMETRAKA NY FIAINAKO HO AZY AHO.ity koa misy làlana iray nisafidianako:hay tsy mahavonjy akory ilay Andriamanitra sy Jesosy,mba nivavaka ihany ve rangahy aho nefa izao no nahazo ahy mpamitaka, tsy misy akory izany Andriamanitra izany.
Tsy haiko ny tombon-tsoa azo raha io farany io no harahina an!fa ny azoko antoka dia ny miaraka amn'Andriamanitra satria io no narahiko.Ary tsapako fa tsy tokony nanoponopo fotsiny fa tena manao ny sitrapony.Ho an'izay nanoponopo fotsiny miverena dia amafiso ny fanompoana fa ny heritreritrao sy ny fahalalanao sy ny herinao samirery no mamitaka anao satria maty diso ianao,izay maha olombelona anao.
24. majesty ( 19/11/2007 05:54)
Tsimiandravola:
-Ny tapany voalohany kosa no Base satria ao no fototra iaingan'ny finoanareo.Io Base io nefa dia Fôpla.Ary inona io Base io?=Ny soratra Masina,i Jesoa,Ny Baiboly,Ny Eglisy,ny pères de l'Eglise..
Ka eo amin'ny fototra mihitsy ianareo no "Voa".Ary eo no asiako,sy asian'ny olom-panohitra maro.Raha ny fototra ijoroana aza mitsingevaeva,inona no vokany?


Misy ho eritreretin'ny Kristiana rehetra io,raha mino ny soratra masina isika dia andeha ifotorana aloha ilay fototra mba tsy hisian'ny fizarazarana etsy sy eroa.

rijadolly: tsy dia azoko loatra ny tian'isé ho lazaina,ohatran'ny misy fifangaroana,sao dia azo hazavaina kely.
25. rijadolly ( 20/11/2007 15:26)

rijadolly: tsy dia azoko loatra ny tian'isé ho lazaina,ohatran'ny misy fifangaroana,sao dia azo hazavaina kely.
Io dia fijoroako vavolom-belona fa ny manoponopo nefa mahazo zavatra nirina oh dia fitaka ataon’Satana andrebirebena anao .Ary entiko anoherana ireo tenin’Tsimiandravola sy Fijo ireo ambony ireo fa tsy fitaka avy tamin’Andriamanitra no nahazo azy fa avy amin’satana.Satria izy nanopo an’Andriamanitra taloha dia hoe nahatsiaro voafitaka.Ka tany amin’ilay làlana iray tsy nalehako izy ireo no nandeha(tsy misy Andriamanitra).Tiako resena lahatra izireo hanandrana ilay tena fanopohana marina fa tsy ilay manoponopo fotsiny .
NB : io ilay resaka tsy azonao ry Majesty ?Ty haiko raha efa azonao na tsy fa farito na avereno ilay fehezanteny tsy mbola azonao.

26. fijo ( 21/11/2007 23:27)
izany hoe ny an'i rijadolly voa vao nanantona sy nino.sao dia tsy fahaizana na fahadisoam pikajiana no nahavoa"azafady fa tsy hoe mandatsa aho"fa tsy hoe tsy finoana.misy mantsy ny manana de tsy mitahiry tsar sy miahy tsara fa varian amiliba ,de voa vao taitra.averiko fa tsy mandatsa aho sanatria.fa be ny olona no manao toa io
27. ikaretsaka ( 21/11/2007 23:31)
izaho vao saika nanontany...
rijadolly ve nanao comparat rel? sa dia nampitahorina no naha mpino an'i rijadolly? franchement?
28. fijo ( 21/11/2007 23:35)
raha ny fahazoako azytsy nampitahorina,fa diso fanantenana de niantsampy any.izany hoe raha mbola diso fanantenana ao dia mora hiova loko indray.
29. xxx ( 22/11/2007 10:50)
rijadolly:


rijadolly: tsy dia azoko loatra ny tian'isé ho lazaina,ohatran'ny misy fifangaroana,sao dia azo hazavaina kely.
Io dia fijoroako vavolom-belona fa ny manoponopo nefa mahazo zavatra nirina oh dia fitaka ataon’Satana andrebirebena anao .Ary entiko anoherana ireo tenin’Tsimiandravola sy Fijo ireo ambony ireo fa tsy fitaka avy tamin’Andriamanitra no nahazo azy fa avy amin’satana.Satria izy nanopo an’Andriamanitra taloha dia hoe nahatsiaro voafitaka.Ka tany amin’ilay làlana iray tsy nalehako izy ireo no nandeha(tsy misy Andriamanitra).Tiako resena lahatra izireo hanandrana ilay tena fanopohana marina fa tsy ilay manoponopo fotsiny .
NB : io ilay resaka tsy azonao ry Majesty ?Ty haiko raha efa azonao na tsy fa farito na avereno ilay fehezanteny tsy mbola azonao.




Eto dia manaiky tokoa io fanamarihiana io aho. Ny tena fahavoazana dia tsy nampitombo izay azony ny olona tao amin'ny fivavahana misy azy fa variana mijery sy mitsikera izay fombafomba ivelany rehetra ary avy eo dia midaraboka ilay foto-pinoany dia mitady any an-kafa indray.

Amin'izao fotoana izao dia te-hiteny ihany aho hoe tokony samy mamonjy ny tenany ny Kristiana tsirairay fa tsy miandry mpitory dia hoe hiditra atsy na aroa. Mila tanana mafy izay ananana mba tsy hahavery ny satro-boninahitry ny tena.

30. rijadolly ( 22/11/2007 16:09)
Raha izaho manokana dia nitazaina tao anatin’Kristianina tanteraka,hisaorako ireo Ray aman-Dreniko sy ireo Mpanabe ara-pinoana nanao ny adidiny .Nivavaka tokoa aho fa saingy nanoponopo fotsiny(Tsy tanteraka tao anaty).Tsy fantatro na izaho no tsy nahay nandray na ny mpampianatra no tsy nampita tsara,fa ny azoko antoka dua izaho mihitsy no takona .
Tsy mba nisy olona ,olona hoy aho nanoro ahy na nampahery ahy fa dia gina tanteraka sy nalahelo tamin’ny fahavohazako(Mbola mafy noho io voatantara io aza ny nahazo ahy an !).Misy Andriamanitra ary misy ny Fanahy Masina izay avy amin’ilay Zanany hanoro ny olona tiaNy raha tena miatso Azy marina sy amin’ fo torotoro.Ilaina ny fahaiza miheno izany,tsy dia ilaina mpanoro.Hijoroko ary ataony ho vavolombeloNy aho eny mandrampivadiko ho tsy tia Azy.Mahamay ny karazana test amin’izao nefa raha vao mivoaka mpandresy aho dia mahatsiaro mahazo ilay amboara ary tsy tsaroako intsony ilay mahamay .
27. Mpandefa : fijo [ Valio ] 22-11-2007 00:35:58
Lohateny : Re : Maizin-tsaina marina ve ny Kristiana ry Tsimiandravola?
raha ny fahazoako azytsy nampitahorina,fa diso fanantenana de niantsampy any.izany hoe raha mbola diso fanantenana ao dia mora hiova loko indray.

Raha ny tsy fahaizako indray dia inoako tanteraka fa tsy izany no zv-dehibe satria ny betsaka aza tsy ampy taloha koa nahoana ary izao kely izao no mahita fifaliana(izaho koa aza mba gaga) io ilay secret n’kristianina zoky fijo an ! trandrao é !.
Eny tokoa ry zoky Fijo diso fanantenana ny an’sé dia nanary azy fa nihevitra isé fa mamitaka ny fisian’Andriamanitra.Fa ny ahy dia nahatsiaro fa voa (kapo-dRay = Fitiavana) vao niantsampy mafy tany AMINY.Ny fiovana loko indray dia eo amin’fotoana hitesteNy ahy IZY amin’izao fotoana izaho .Tsy mitsahatra mivavaka ho an’sé aho mba hiova loko indray isé ka hiverina hanompo AZY satria marina ny tian’sé ambara fa mora miova loko ny olona efa niova loko.


31. fijo ( 23/11/2007 00:08)
ny atahorana amin'ilay hoe voakapoka vao niantsampy dia mbola mety hiverina io.tandremo
za tsy mandatsa mihintsy fa hialako tsiny an
32. rijadolly ( 24/11/2007 06:34)
fijo:

ny atahorana amin'ilay hoe voakapoka vao niantsampy dia mbola mety hiverina io.tandremo
za tsy mandatsa mihintsy fa hialako tsiny an



Efa lamba tafiko izany ry sé à
33. niryna ( 25/11/2007 07:00)
rijadolly:

Raha izaho manokana dia nitazaina tao anatin’Kristianina tanteraka,hisaorako ireo Ray aman-Dreniko sy ireo Mpanabe ara-pinoana nanao ny adidiny .Nivavaka tokoa aho fa saingy nanoponopo fotsiny(Tsy tanteraka tao anaty).Tsy fantatro na izaho no tsy nahay nandray na ny mpampianatra no tsy nampita tsara,fa ny azoko antoka dua izaho mihitsy no takona .
Tsy mba nisy olona ,olona hoy aho nanoro ahy na nampahery ahy fa dia gina tanteraka sy nalahelo tamin’ny fahavohazako(Mbola mafy noho io voatantara io aza ny nahazo ahy an !).Misy Andriamanitra ary misy ny Fanahy Masina izay avy amin’ilay Zanany hanoro ny olona tiaNy raha tena miatso Azy marina sy amin’ fo torotoro.Ilaina ny fahaiza miheno izany,tsy dia ilaina mpanoro.Hijoroko ary ataony ho vavolombeloNy aho eny mandrampivadiko ho tsy tia Azy.Mahamay ny karazana test amin’izao nefa raha vao mivoaka mpandresy aho dia mahatsiaro mahazo ilay amboara ary tsy tsaroako intsony ilay mahamay .
27. Mpandefa : fijo [ Valio ] 22-11-2007 00:35:58
Lohateny : Re : Maizin-tsaina marina ve ny Kristiana ry Tsimiandravola?
raha ny fahazoako azytsy nampitahorina,fa diso fanantenana de niantsampy any.izany hoe raha mbola diso fanantenana ao dia mora hiova loko indray.

Raha ny tsy fahaizako indray dia inoako tanteraka fa tsy izany no zv-dehibe satria ny betsaka aza tsy ampy taloha koa nahoana ary izao kely izao no mahita fifaliana(izaho koa aza mba gaga) io ilay secret n’kristianina zoky fijo an ! trandrao é !.
Eny tokoa ry zoky Fijo diso fanantenana ny an’sé dia nanary azy fa nihevitra isé fa mamitaka ny fisian’Andriamanitra.Fa ny ahy dia nahatsiaro fa voa (kapo-dRay = Fitiavana) vao niantsampy mafy tany AMINY.Ny fiovana loko indray dia eo amin’fotoana hitesteNy ahy IZY amin’izao fotoana izaho .Tsy mitsahatra mivavaka ho an’sé aho mba hiova loko indray isé ka hiverina hanompo AZY satria marina ny tian’sé ambara fa mora miova loko ny olona efa niova loko.






Misaotra anao nizara sy nijoro vavolombelona.Ny fahasoavan'Atra anie hirotsaka ato amintsika tsirairay. Amena
34. ikaretsaka ( 28/11/2007 18:47)
amena inona kay ry niryna?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074