Hiram-pivavahana ity sa hiran'izao tontolo izao????

1. salmo1 ( 15/11/2007 22:19)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ny+ainga/video/x35n3r_ny-ainga-ainga-vetsom-bavaka_music
Sady ritme, no tonony, no feony...
novalian'i fijo ny 16/11/2007 23:16
2. ikaretsaka ( 15/11/2007 22:43)
hita mihitsy i salmo ity fa tsy mpandeha am-piangonana tany dago,
na secta na katolika na inona:-D
3. cutie ( 15/11/2007 22:45)
milay kosa a :-D:-D:-D:-D
4. ikaretsaka ( 15/11/2007 23:06)
fa tsy mpande gala evanjelika razandrikely, hita hoe neophytes Malgache:-D tampohany be!
5. fijo ( 15/11/2007 23:45)
te ho zamerika loatra ka mahakamo
6. ikaretsaka ( 16/11/2007 00:06)
ka samy te ho ..anona aby ange letsy izao ny ankamaroan'ny Gasy e... ndrindra fa ny artista..
tsy kobon'ialahy angaha le nolazain'i samoela?
7. niryna ( 16/11/2007 01:28)
salmo1:

http://www.dailymotion.com/relevance/search/ny+ainga/video/x35n3r_ny-ainga-ainga-vetsom-bavaka_music
Sady ritme, no tonony, no feony...


Misaotra salmo1
Afaka midera an'Atra isika amin'ny lokanga sy ny valiha .
8. niryna ( 16/11/2007 01:29)
ikaretsaka:

hita mihitsy i salmo ity fa tsy mpandeha am-piangonana tany dago,
na secta na katolika na inona:-D



:roll:
9. niryna ( 16/11/2007 01:30)
ikaretsaka:

fa tsy mpande gala evanjelika razandrikely, hita hoe neophytes Malgache:-D tampohany be!


Efa nizara ho antsika izy dia tokony hisaorana.Mifaly amin'izay mifaly.:D
10. cutie ( 16/11/2007 02:30)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 16-11-2007 00:45:14
Lohateny : Re : Hiram-pivavahana ity sa hiran'izao tontolo izao????
te ho zamerika loatra ka mahakamo

efa nilazaon'ny toetr'andro e :-D
11. fijo ( 16/11/2007 21:45)
hi hi hi ,ny lamaody izao de ny fiverenana hoamin'ny an'ny tena
12. ikaretsaka ( 16/11/2007 23:04)
cutie> mety mbola mipasy kosa io any @ tananan'ny rodeo any ko
13. fijo ( 16/11/2007 23:16)
izay ngaha ka tsy haiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.107