fifanorohana, oroka, bizz, bakely

1. bitrokel ( 15/11/2007 12:19)
Ny tiako lazaina eto dia ny fanomezana bakely ho an'ny mpifankahalala na mpihavana , mpinamana, na olona tsy fantatra fa tsy ny fifanorohana entra samy mpifankatia.

Iza no namorona an'io mifanome bakely io, dia inona no dikany???? Misy olona afaka mamaritra izany ve????
nalaina tahaka ve????
novalian'i bimanoa ny 29/11/2007 12:12
2. pifa ( 15/11/2007 12:28)
Ra ny fieritreritro de ny arabo no nanao anio voalohany. Ny azy manko ampifanatonina ny tratra havia samy havia (zany we ny fo sy ny fo) rehefa mihaona. de mazava oazy fa ny loha ko zany mifanakaiky eo. de nalain'ny éropéanina aloha, zay vao lasa aty am firenena vao haingana comme Mada sns. Sady lasa oroka in-telo be zao:}
3. xxx ( 15/11/2007 13:24)
ny henoko indray dia ny biby toy ny vorokely sy ny saka no nanao an'io mifampikasoka tarehy io dia nalain'ny zanak'olombelona tahaka sy fanao...
ny atony hono dia hizaràna ny fofona misy eny aminao....:?mazava ho azy fa fonona mba manitra fa tsy maibo....
4. sitlo ( 15/11/2007 14:09)
tadidiko ndray le deriera no ampifandonina rehefa miharahaba :-D
5. simplex ( 15/11/2007 14:39)

HS kely,

mampatsiahy ah an'le film Ace VenturaI ity resaka deriera an'i sitl ity
ny deriera an'dRaJim Carey no asainy manao vava :lol::lol:
6. simplex ( 15/11/2007 14:42)

le donakely alou no haiko fa ny samy tanora no manao azy e.
Tsisy dikany fa zay fotsiny le style ;-)
7. xxx ( 15/11/2007 15:07)
sitlo:

tadidiko ndray le deriera no ampifandonina rehefa miharahaba :-D


tamin'ny oviana koa izany arahaba hafa kely izany....?




8. sitlo ( 17/11/2007 00:09)
ehhhhhh, fahiny lasa fahatsiarovana
9. heidi ( 17/11/2007 07:49)
tsy dia tiko koa ireny isaky ny mihaona dia ba kely ba kely tsy misy farany, dia maninona no ny sasany manome iray takolaka fotsiny, ny sasany takolaka roa, ny sasany in'efatra no ampifandonina ny takolaka....
10. bimanoa ( 29/11/2007 12:12)
hoziz' le olona izay oe : le bà kely takolaka iray d fifampiarahabana vokatry ny fo, raha @ takolaka 2 d solon' ny tanan-kavia sy havanana, raha in-3 d tanan--kavia sy havanana sy fo, raha 4 d inn kou re e ?:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4323