Asiana manao lahatsoratra ny ankizy: Sodoma sy Gomora!
21. niryna
(
17/11/2007 04:14)
fijo:
niryna an,raha nay ampianarana no ampianarina hanavaka ny homo sahady ny zaza loza be
ka hoe zaro amin'ny lalana tokony alehany hono ny zaza.kou:D
22. niryna
(
17/11/2007 04:24)
fijo a> Tsy tao anatin'ny fandaharan'Atra velively no nanao ny olona ho homo Gen 1:27-28 izay miresaka ny fanambadiana (lahy sy vavy).Raha hitohy izany ilay fiarahan'ireo lahy sy lahy na vavy sy vavy dia ho fongana tsikelikely ny taranaka .:oops:Efa misy izao ny firenena manaiky ny fanambadiana ireo olona mitovy ireo ary na ny fiangonana sasany koa aza dia misy mitso-drano azy ireo.Safidy ihany koa io.Aza mety hofitahina hianareo; fa izay afafin'ny olona no hojinjainy. Gal 6:7 ary vokatr'izany dia nananatra antsika Atra fa Lozan'izay milaza ny ratsy ho tsara ary na tsara ho ratsy! Izay manao ny maizina ho mavaza ary ny mazava ho maizina! Izay manao ny mangidy ho mamy ary ny mamy ho mangidy! Isa 5:20
23. niryna
(
17/11/2007 04:35)
Moa ve ny homo dia fahotana be mihoatra noho ny hafa?
Tsia,mitovy ny fahotana rehetra izy ary voasoratra ao anaty soratra masina Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mety hofitahina hianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra. IKor 6:9-10 :cry:

24. niryna
(
17/11/2007 04:37)
Na inona izany fahotantsika ka tsy nagantahana famelan-keloka tamin'Atra na tsy mangataka ny ho voavela isika dia tsy mendrika eo aminy avokoa.
Ary hoy i Paoly nanohy Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa hianareo, efa nohamasinina hianareo, efa nohamarinina hianareo, tamin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompo sy tamin'ny Fanahin'Andriamanitsika. Ikor 6:11.
Tsy tian'Atra isika ho very ary tiany ho voavotra daholo ny fanahintsika rehetra,tiany hibebaka sy hiova fo ihany koa ary hametraka ny fiainantsika eo aminy Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon'ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra. IIPet 3:98)8)

25. niryna
(
17/11/2007 04:50)
Moa ve mitombona ny hoe efa nataon'Atra ho toy izao izy hatramin'ny fahakeliny ?
Indro, izao ihany no hitako: nataon'Andriamanitra mahitsy ny olona, kanjo namorona sain-kafa maro izy. Mpit 7:29
Tsy tian'Atra hisy ho very isika na iray aza( II Pet 3:9 ) ka izany no nanomezany ny Zanany ho antsika mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay ( Jaona 3:16 ) :D:D
Tsara Atra ary mitady hevitra hatrany ny hanavotra antsika izy alohan'ny ahatongavan'ny fitsarana.
Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany, ary ny tsy marina hahafoy ny heviny; ary aoka hiverina ho amin'i Jehovah ireny, fa hamindra fo aminy Izy, Eny, ho amin'Andriamanitsika, fa hamela heloka dia hamela heloka tokoa Izy. Isaia 55:7 =D ^:^
Misaotra Ray o fa nomenao andro izahay ahafahanay miverina aminao indray.Voninahitra anie ho an'ny Ray sy Zanaka ary ny Fanahy Masina hatramin'ny taloha indrindra sy ankehitriny ary ho mandrakizay. Amena

26. bosista
(
18/11/2007 09:41)
ry niryna a! raha ohatra fa tsy mifanaraka @ sitrapon'Andriamnitra ny fiarahan'ny homo maninn ny fiangonana sasany no mbola manaiky sy manome tso-drano azy io?ary tso-dranon'iza zao no omena eo? an'Atra sa satana ? satria A/TRA fa tsy d'accord de mbola ilana tso-drano Aminy! tsy fivazavazana an'Andriamnitra ve izany no ataon'ilay fiangonana sa inn aminao?
27. ikaretsaka
(
18/11/2007 15:51)
aza supposena daholo ny zavatra rehetra dia aza condammnena izay tsy mety, ny Tompo irery ro mahalala
coexist!
coexist!
28. niryna
(
18/11/2007 17:07)
bosista:
ry niryna a! raha ohatra fa tsy mifanaraka @ sitrapon'Andriamnitra ny fiarahan'ny homo maninn ny fiangonana sasany no mbola manaiky sy manome tso-drano azy io?ary tso-dranon'iza zao no omena eo? an'Atra sa satana ? satria A/TRA fa tsy d'accord de mbola ilana tso-drano Aminy! tsy fivazavazana an'Andriamnitra ve izany no ataon'ilay fiangonana sa inn aminao?
Bosista fa angaha tsy fantatrao fa tsy ny fiangonana rehetra anie no misy ny FM e.Vakio ny fiangonana fito ao amin'ny Apo.
Dia mahalala ireo manao pratique fa manao miracle avy amin'ny anaran'i Kristy izy ireo na dia tsy mino Azy aza izy ireo.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=7&andininy=21-24&dika=
29. niryna
(
18/11/2007 17:16)
ikaretsaka:
aza supposena daholo ny zavatra rehetra dia aza condammnena izay tsy mety, ny Tompo irery ro mahalala
coexist!
Izany no nanoloran'Andriamanitra azy ho amin'ny filan-dratsy mahavoafady; fa ny vehivavy tao aminy nanova ny fanaony ho amin'ny tsy fanaony;
ary tahaka izany koa ny lehilahy, fa namela ny fanao amin'ny vehivavy izy ka maimay tamin'ny fampilany samy lehilahy nifanao izay mahamenatra, dia nandray tao amin'ny tenany ny valiny izay tokony ho azy noho ny fiviliany.
Ary araka ny nanaovany ny fahalalana marina an'Andriamanitra ho tsy mendrika hotanany, dia araka izany kosa no nanoloran'Andriamanitra azy ho amin'ny fisainana tsy mahamendrika hanao izay zavatra tsy tokony hatao, Rom 1:26-28
Afaka toherinao ireo teny ireo fa voasoratra ao anatin'ilay bokivolamena sarobidy miisa 66 karazany.