Aza fady eh

1. zamanoro ( 14/11/2007 19:29)
toa nisy resaka Msaonika izay teto omaly sao mba afaka averina kely ilay izy fa tsy hitako eto nefa nisy zavatra mba tiako narahina kely fotsiny
Mba azo averina eto ve le izy ri Karetsaka. Sa Karetsaka tsy mahatanty Demokirasy koa Ahahahahahaha
novalian'i fijo ny 14/11/2007 22:34
2. ikaretsaka ( 14/11/2007 20:34)
tsy izhao no nanala azy zama an.. andraso tadiavina hoe iza
3. ikaretsaka ( 14/11/2007 20:36)
ao ambanimbany ao aza ilay izy fa mba mijere tsara:-D
4. Fody ( 14/11/2007 20:39)
Ahahahahahaha

Ohatra ny olona efa fantatro izany ity olona ity!
5. menalamba ( 14/11/2007 20:44)
Mister Bean?:^)
6. pissoa ( 14/11/2007 20:52)
:-D:-D:-D:-D:-D
7. cutie ( 14/11/2007 20:55)
aza ataonareo an'zany zamanoro a :-w:-w:-w:-w
fa in alou no tao fa za tsy naharaka e :-D
8. zamanoro ( 14/11/2007 21:06)
Misaotra ry Ika
Aleo izy hanala ry Cutie an, sady za koa mila analana kely fa mitombo be loatra ny lanjako
9. cutie ( 14/11/2007 21:36)
:-D
10. fijo ( 14/11/2007 21:40)
jereo tsara fa aza avy de miteny olona e
11. cutie ( 14/11/2007 21:48)
eny wa ry fijo :wink:
12. melody ( 14/11/2007 21:52)
cutiiiiiiiiiie, manala azy koa anga indry io fa vita ny ex..:-D:-D
13. cutie ( 14/11/2007 21:55)
:-D:-D:-D:-D:-D
manala azy kely e :-D
nahatsiaro an-jy za fa party be mitsy alou e (kopy njy )
14. ikaretsaka ( 14/11/2007 22:01)
hahazo A ndray izany ndry io matoa :-D:-D:-D be eo
15. cutie ( 14/11/2007 22:02)
tsy mahazo :-D:-D:-D:-D koa raha tsy mahazo A ka :-D
16. melody ( 14/11/2007 22:04)
cutie: kopiko akia, d tsy nasaindry akory ve zah nefa efa nanomana dité mafana. hihihi
17. cutie ( 14/11/2007 22:05)
:-D:-D:-D:-D:-D
tsy mbola narary loha de tsy nasaiko tsony :-D
18. fijo ( 14/11/2007 22:06)
ao fa homeko ny A cutie e
19. cutie ( 14/11/2007 22:07)
tady hanao risoriso i fijo :-D
20. fijo ( 14/11/2007 22:08)
an an be A ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2233