afatra
1. suzuki
(
14/11/2007 09:21)
omeo mahaleo "ikalaratsy" (tononkira na mp3)
novalian'i suzuki ny 19/11/2007 09:56
4. suzuki
(
16/11/2007 10:26)
sarobidy:
sura ve aloha enao fa ikalaratsy le lohateniny
le dama sy bekoto iny zany eh, le vazo vaovao (ô r'kalaratsy 'ty, tena malahelo anao zà)
5. sarobidy
(
17/11/2007 07:19)
hay!! tena tsy mbola arako raha iny:oops: fa misy oe ikalakely sy ikala zay ko mantsy ny hirandry zareo de noheveriko fa iny.
6. suzuki
(
19/11/2007 09:56)
sarobidy:
hay!! tena tsy mbola arako raha iny:oops: fa misy oe ikalakely sy ikala zay ko mantsy ny hirandry zareo de noheveriko fa iny.
refa misy any de mba omeo e!!! merci
