FITAKA SA HAKANOSANA?

1. endrika01 ( 12/11/2007 13:59)
Firy aminireo lehilahy moa no mba sahy mijoro?Hain'izy ireo ny mambabo fo tokoa,fa vitsy no mahay mikolokolo izany!!!
répondu par endrika01 le 17/02/2008 13:16
2. xxx ( 12/11/2007 14:18)
:-P:-P:-Pasio porofo hoe fa izany tokoa no izy....mba zarazarao ny traikefa hitanao hoe.....;-)
3. achrafhanna ( 12/11/2007 16:46)
Za viavy fa tsy lhl,tsy azoko ny tian'i endrika01 ho lazaina.
4. Ragadona ( 12/11/2007 17:13)
Ka amin'izao ange efa tsy misy natao hiandry hokarakaina fotsiny intsony fa efa natao hifampikarakara e. Amin'izao efa fitovian-jo zao ve dia mbola hisy vhv na sipa ho passive hoe karakaraina fotsiny ihany. Mifampikarakara d misosa ny fiainana ka
5. bonbongasy ( 12/11/2007 20:11)
mety azo fantarina ve ny antony mahatonga an'i Endrika manonatany an'izany?
Raha misy izany (na fitaka na hakanosana) dia misy antony ao
tsy ny fifanomezantsiny no ilaina fa ny compréhesion mutuelle, mba ahitana solution, ahatratrarana ny tanjonao
6. simplex ( 12/11/2007 20:27)

Ragadona,
=D=D=D
ny lelah ve zany sady hamboly no hanondraka fa ny vevavy hioty fotsiny :P:roll::oops::°):-P;-);-)
7. xxx ( 12/11/2007 20:44)
:-D:-D:-D
amini'zoa toa samy mammboly sy manondraka daholo na ny vavy na ny lahy fa io voalza ambony io hoe mifampikarakara fa tsy misy miandry karakaraina fotsiny:wink:
8. mandrak ( 12/11/2007 21:00)
simpla> :-D:-D
9. zaho ( 13/11/2007 06:11)
ny fahazoako ny resak'i endrika dia hoe betsaka ny lehilahy rehefa mikoty mahay mampadry adrisa dia rehefa azony dia toa lasa zary fitaka ilay toky be dia be natao fahiny! ny vehivavy koa moa rehefa tia izay dia mitady zavatra be dia be izay tsy tanteraka ny lehilahy foana matetika! ary raha mahatsikaritra ianareo fany lehilahy rehefa fantany fa tia azy ianao dia ohatran'ny heveriny fa efa acquis zany enao dia tsy dia raharahiny intsony ny mba tinao ataony aminao!
10. xxx ( 13/11/2007 06:35)
tsara ho fantatra izany:°)
11. ravatorano ( 13/11/2007 10:50)
ragadona
12. endrika01 ( 13/11/2007 11:50)
zaho:

ny fahazoako ny resak'i endrika dia hoe betsaka ny lehilahy rehefa mikoty mahay mampadry adrisa dia rehefa azony dia toa lasa zary fitaka ilay toky be dia be natao fahiny! ny vehivavy koa moa rehefa tia izay dia mitady zavatra be dia be izay tsy tanteraka ny lehilahy foana matetika! ary raha mahatsikaritra ianareo fany lehilahy rehefa fantany fa tia azy ianao dia ohatran'ny heveriny fa efa acquis zany enao dia tsy dia raharahiny intsony ny mba tinao ataony aminao!

Ka eo indrindra isika izao,rehefa tena raiki-pitia ve ny vehivavy de apetraka amzao?ohatr'ireny mpifankatia vao ireny ny zazalahy refa mahavita ny ataony de leo,de le viavy nefa mbola tena tia fona,hatramin'ny farany.de mba tsy mangoraka ve ny fonareo lhl sa d'efa misy fo vato????/:-*:*

13. reve ( 13/11/2007 12:45)
de tsary mnaiky an'zany aho leretsy ka!"l'exeption confirme la regle" hoy ny vaza zay! fa nahoana moa no lazaina fa ref mahazo ze tiany ny bandy de hoe manadino ary so de mba le sipa kosa koa no tsy de mahay mikolokolo ? ny lehilahy nge de be sentiment hoatrany ny vehivavy ihany fa saingy tsy hitovizany angamba de hoe ny lahy tsy de expressif ny fanehoany ny fitavny fa ny vavy no tonga de hita be ka anjaran'ny couple no mi decouvrir ze tokony hifampizarana sy hanafanana lalandava ny ftiavana.
Mikasika kosa aloha ireo zay mitady firaisana fotsiny (lahy na vavy) de anjaran'ny tsi-1-1 no mandinika tsara alohan'ny hirosona fa tsy hoe ref avy eo vo hoe vofitaka aho e! tsy mandray andraikitra sns.....:*(l):-*:P8)
14. misset ( 13/11/2007 13:27)
fa lainga lainga kosa alo fa nareo lhl tena misy efa tena expert mitsy @ le bala rora e! ka ze tratrany d tena mandraingirangry mitsy.
15. sarobidy ( 13/11/2007 13:33)
bla bla bla de babo avoko ry zavavy
16. simplex ( 13/11/2007 14:12)

fa ny tena mahagaga d efa samy kopy doly hoe resabe ampandriana adrisa no tena betsaka nefa mbola tsy mahazaka ny lambany ihany le ramatoa. :roll::°):lol::-P

Sa hoe izay no nanaovan'A/tra azy :roll::°);-)

:b:b:b:b
17. soanja ( 14/11/2007 01:49)
Raha niara niresaka momba ny fikolokolona eritreretinao ianareo roa dia azo atao tokoa ny manome tsiny izany lehilahy izany. Satria ireny no antsoina hoe MPANDREBIREBY.
Fa raha mbola tsy nisy io dia samy diso zany ianareo koo. Ahoana ary no ahafantarany fa izao sy izao ny fikolokoloana fitiavana tadiavinao sady mifanaraka aminy raha tsy NOresahina io.

Resaho aminy ny nofinao (dream, fantasme, life goals) faran'izay lalina indrindra fa ho henony izany. Aza hadino koa anefa ny mihaino azy satria tsy ianao irery no olona. Raha tsy izay dia ialao fa ratsy!
18. reve ( 14/11/2007 09:05)
miombokevitra tanteraka am soanja za amn io, fa le hoe bla bla bla aloha mbola somary tsy ekeko e! ko efa fantrao hoe blabla ko mbola roboka ihany enao e!
tsy azoko???? mdr!!!:lol:
19. endrika01 ( 14/11/2007 12:49)
bonbongasy:

mety azo fantarina ve ny antony mahatonga an'i Endrika manonatany an'izany?
Raha misy izany (na fitaka na hakanosana) dia misy antony ao
tsy ny fifanomezantsiny no ilaina fa ny compréhesion mutuelle, mba ahitana solution, ahatratrarana ny tanjonao



20. endrika01 ( 14/11/2007 13:06)
Tena mba mahatsikaiky nareo zalahy é,aiza kou ve de lazainareo fa tsy naharay lamba ramato,efa zay angamba no nanaovan\'Atra azy.Za zany de hanao pastera na masera ka,tena tsy sahy ny hiroso aho e e e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0994