Toy ny tanamasoandro ka samy maka ny tandrifiny!
21. niryna
(
12/11/2007 22:33)
ikaretsaka:
ka ilay sitrapon'Andriamanitra amiko ange tsy ho sitrapon'Aa amin'i niryna mihitsy e
Izay ilay hoe niryna niryna de ikaretsaka ikaretsaka,
fa tsy hoe ikaretsaka tsy maintsy lasa ho niryna satria nahita i niryna fa i niryna rery no tena hmmm.
nefa koa ikaretsaka tany aminy tany nahita hhhmmm be t@ Aa koa:-D
izay le tsy mety
raha nahita Hmmm be any i niryna dia ny maha hmmm be an'i niryna any jerena fatratra alohafa tsy mainka hisintona an'ikaretsaka any sao hmmm be lavitra ny an'ikaretsaka ka ho vasoka eo i niryna!
Ka izay ilay hoe ny fihevitro tsy fihevitrareo.Dia avelao ny olona hitory ny tenin'Atra,samy mamafy izay fantany fa raha samy kristiana no hifandramatra lava eto dia na ireo mangetaheta ny tenin'Atra aza variana ary tsy fantany intsony izay arahina.
Tsaratsara kokoa no tsy miteny toa izay izay tandrifin'ny saina ka tsy mifanaraka ny tenin'Atra no lazaina lava.Ny fatra famaranao ihany no hamaharana anao. Aiza moa izy iny...:idea:
Mahonona tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany; I Pet 5:8 Izay no mahatonga antsika mila miambina,mila mivavaka hatrany mba tsy ilay olona miteny sy mizara ny tenin'Atra no toherina lava.
23. niryna
(
12/11/2007 23:07)
ikaretsaka:
ka ilay sitrapon'Andriamanitra amiko ange tsy ho sitrapon'Aa amin'i niryna mihitsy e
Izay ilay hoe niryna niryna de ikaretsaka ikaretsaka,
fa tsy hoe ikaretsaka tsy maintsy lasa ho niryna satria nahita i niryna fa i niryna rery no tena hmmm.
nefa koa ikaretsaka tany aminy tany nahita hhhmmm be t@ Aa koa:-D
izay le tsy mety
raha nahita Hmmm be any i niryna dia ny maha hmmm be an'i niryna any jerena fatratra alohafa tsy mainka hisintona an'ikaretsaka any sao hmmm be lavitra ny an'ikaretsaka ka ho vasoka eo i niryna!
Inona koa izany teny hafahafa izany :roll:
24. ikaretsaka
(
12/11/2007 23:09)
mivavaha dia ho azonao... fa maizina be any izany fa tsy mbola nahazo fanilovana
26. ikaretsaka
(
13/11/2007 00:19)
tsssssss leeeeeee! zahay kosa tsy miteny @ teny tsy fantantra e....:-D:-D:-D
fa izy mihitsy no mihidy no hoe tsy "mazava" aminy hono =))
fa izy mihitsy no mihidy no hoe tsy "mazava" aminy hono =))
27. niryna
(
13/11/2007 04:33)
ikaretsaka:
mivavaha dia ho azonao... fa maizina be any izany fa tsy mbola nahazo fanilovana
ka any ambany latabatra tsinona ilay jiro no napetrakao
29. niryna
(
13/11/2007 04:38)
rabilabila:
:-D 'ty 'zany le karetsaka nirina hivoha vao maika nihidy:?::-D
Tsy mihidy mihitsy ka,aleo izahay sy ikaretsaka hiaraka hihira azy ho anao
1-2-3 m,m,m.....
Aleo aloha haka feo kely
Vonona ve ikaretsaka e
Mivoha ny varavaran'ny lanitra.
Eo anatrehan'ny Tompo....o^o
30. niryna
(
13/11/2007 04:51)
ikaretsaka:
mivavaha dia ho azonao... fa maizina be any izany fa tsy mbola nahazo fanilovana
Dia ity indray ho an'ika,vao avy nohirainay mivady teo.
Maro be mantsy ireo olona mitaraina ao an-tsaha,mitady jiro ,atao avo toerana mba hitsilovana ny rehetra.
m,m,m,....
Misy maro ao an-tsaha
Misy maro ao an-tsaha mitaraina.
Ka ento ny jiro mba hakao.
Tsy mba misy antoandro na maraina.
Fa maizina re ny ao.
Indro olo-maro be
No maniry mafy hoe
Mba midina mankaty.
Itondray Baiboly re
Izy ireo fa taha-ndre
An'i kristy Tompo soa.
Mandehana hoy ny Tompo
Mandehana ,ho amin'izao tontolo izao.
Mitsangana ary ,eny mitsangana
Fa Izy no homba anao.
31. niryna
(
13/11/2007 04:55)
ikaretsaka:
tsssssss leeeeeee! zahay kosa tsy miteny @ teny tsy fantantra e....:-D:-D:-D
fa izy mihitsy no mihidy no hoe tsy "mazava" aminy hono =))
Ka raha tsy manana ny FM tsy ahafantatra sy tsy omeny teny tsy fantatra mihitsy.Sady tsy ny teny tsy fantatra ihany anie no omen'ny FM e.Manasitra,manala devoly,maminany,mivavaka amin'ny olona.Mangataha aminy aloha ho tonga ao am-ponao Izy ,dia mivavaha mandrakariva ,miantso ny anarany direct a,dia tonga ilay FM.Tsy tian'ny Tompo mantsy ny olona hafa eo anelanelany ka mety izay no tsy ahatongavan'ny FM ao aminao.
32. niryna
(
13/11/2007 04:58)
ikaretsaka:
satria nahita i niryna fa i niryna rery no tena hmmm.
nefa koa ikaretsaka tany aminy tany nahita hhhmmm be t@ Aa koa:-D
izay le tsy mety
raha nahita Hmmm be any i niryna dia ny maha hmmm be an'i niryna any jerena fatratra alohafa tsy mainka hisintona an'ikaretsaka any sao hmmm be lavitra ny an'ikaretsaka ka ho vasoka eo i niryna!
ka inona daholo ireo Hmmm be dia be ireo=))=)) :snif::snif: .Tena mandositra hoy aho aminao ilay totozy kely saika nandrahoinao ahy k'ty.
33. rabilabila
(
13/11/2007 09:24)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 12-11-2007 22:52:19
Lohateny : Re : Toy ny tanamasoandro ka samy maka ny tandrifiny!
Hoy i rabilabila:
Voalaza teo :
Mila mivavaka vao miditra ato
Kay 'zay vĂ´ azoko ny mapikatso ilay solosainako
Toa vaovao amin'izany angaha hianao? Mahery ny herin'ny ratsy ary mitady harapaka izay mitory ny tenin'Atra.Ataony tsy tafiditra izay hery ratsy amin'ilay olona.Miditra izy fa izay kely fisainana sy manaraka ny herin'ny ratsy no mandray ireo mamadika ny tenin'Atra.Ireo zanany kosa dia omeny herin'ny FM ka afaka miady amin'ny herin'ny ratsy,tsy matahotra,tsy manao lolom-po ireo mankahala ny tenin'Atra.Tsy ireo olona ireo tsinona no miady amin'ilay olona mitory ny tenin'Atra dia tsy mila tezitra na anao teny hafa aminy.Azonao amin'izay ny antony tsy maintsy hivavahana? Tsy ato ihany fa amin'izay zavatra rehetra.Atra velona ny Atra hivavahana ary miharo sy manampy amin'izay fotoana hitadiavana azy." Fantany koa ny ondriny ary fantany ny feony,"
Ho tanteraka tokoa anie izany.Antsoy Izy fa tsy lavitra anao.
:oops::-D=))=)):snif:
34. ikaretsaka
(
13/11/2007 12:18)
niryna kosa aloha tena hmmmmm be mihitsy an... (dia inona izoa no mampome @ izany)
35. fijo
(
13/11/2007 22:45)
sao dia mila misarondoha sy tsy mihinana kisoa koa vao miditra ato??,
mivavaha ianareo,fa ny ahy efa manga ny lanitra e
mivavaha ianareo,fa ny ahy efa manga ny lanitra e
36. ikaretsaka
(
13/11/2007 23:40)
rehefa tsy manala kapa sy tsy misarondoha sy tsy mifady kaly dia mety foana ka
38. niryna
(
14/11/2007 05:27)
ikaretsaka:
niryna kosa aloha tena hmmmmm be mihitsy an... (dia inona izoa no mampome @ izany)
Tsy mazava hoy aho ilay hmmmm toa manao teny tsy ....:D
39. niryna
(
14/11/2007 05:33)
fijo:
sao dia mila misarondoha sy tsy mihinana kisoa koa vao miditra ato??,
mivavaha ianareo,fa ny ahy efa manga ny lanitra e
Izay mahafaly ny fonao atao fa tsy maninona mihitsy ka.
Ho ahy manokana iny.Misy olona hila hiteny ratsy sy tezitra mafy amin'ny tenin'Atra.Izaho no harovako mba tsy hamaly izay miteniteny tsy voahevitra amiko ka.Fantatro izay ao ambadiny ary ny tenin'Atra efa manambara fa tsy izay rehetra sakafo miditra ao amin'ny vava no maloto,mivoaka any amany any iny ,fa izay rehetra avy ao anatin'ny fo ka avoakan'ny vava ,izay no maloto.
Ny vavantsika mantsy na manozona olona na miteny teny mandratra olona,na zavatra ratsy izany no avoakany izay ao anatin'ny fon'ilay olona miteny.
Na manome tso-drano olona,na mampahery olona,na manampy ny olona mba hitraka.
Vokatry ny ao anatin'ny fo daholo io ry fijo a:D
40. niryna
(
14/11/2007 05:34)
ikaretsaka:
rehefa tsy manala kapa sy tsy misarondoha sy tsy mifady kaly dia mety foana ka
:D
