Inona no atao hoe: Fitiavana?

21. fijo ( 13/11/2007 23:36)
zavatra ao anaty io,fa tsy misy manome izany e.efa ao amiano io,fa ilay olona hiantefany no mitranga arakarak'izay zavatra misy eo.
22. ikaretsaka ( 14/11/2007 03:04)
niryna> rehefa misaotra olona dia ataovy hoe misaotra anao fa nifanaraka @ fijeriko na fihevitro ny fijerinao sy ny fihevitrao!
izay no namaste!
fa tsy hoe oueeeeeee! ny ouee anao mety boo ho an'i fijo ohatra
23. fijo ( 14/11/2007 22:48)
mety ho izay tokoa an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2076