Soirée SERASERA @ 24 nov: fanazavana fanampiny
61. fijo
(
23/11/2007 23:46)
i figo hoany fa i fijo tsy lasa ka;
ô ry xxx an,ary tsy mba nahazo ilay hafatra nalefa hoan'ny rehetra ngaha ianareo xxx hono?????sa toa inona vao hoe manohana???
ô ry xxx an,ary tsy mba nahazo ilay hafatra nalefa hoan'ny rehetra ngaha ianareo xxx hono?????sa toa inona vao hoe manohana???
65. xxx
(
24/11/2007 09:14)
salut daholo indray ! FIJO : marina fa hiharahantsika mahita io ny fanentanana sns..... saingy tsy haiko ialahy raha mandinika fa tsy mahita fanentanana manokana avy amin'i Mme lanto sy Mr HEry mihitsy aho ato,ilay izy anefa site ndry zareo, raha mi reussir anefa io zao , izy mitsamy no hanokatra forum volohany eo, misotra anareo namana sns....mbola tsy miova mihitsy ilay toe tsaina hatram'izao, fitiavantena no bdb.
66. ds
(
24/11/2007 20:41)
xxx:
(...) mbola tsy miova mihitsy ilay toe tsaina hatram'izao, fitiavantena no bdb.
Ary mba toe-tsaina inona izao asehonao izao :roll:
O zama e, O zama a
Aza manao an'io fa komplexe
O zama e, O ry zama a
Ny hafatro aminao anie dia aza komplexe
Mampalahelo misy alahelo...
Njakatiana :-)
67. kantotia
(
25/11/2007 07:30)
Salut!dia mazotoa daholo @ le fety an!@ manaraka mbola mety ho avy sy hanatrika raha misy indray.
68. Samoana
(
25/11/2007 11:01)
ds/ komplexxxe tokoa io miafinkafina io fa tiany handindihy manokana mihintsy angamba ny sefo sy ny mpiandraikitra:-D
69. sipagasy
(
25/11/2007 15:53)
xxx:
Misalut ny namana rehetra, mba tsimpinteny kely fotsiny ny ahy, mahavariana fa Mr Hery sy Mme lanto no tompon'ity site serasera ity, kanefa mba mijery ny mpamaly ny hafatra ihany ny tenanay fa toa tsy mahita teny na fanentanana avy any amindry zareo mihitsy na kely aza, sa misy vidimpidirana dia miala pà sa Maina sy infinity no tompon'ny site serasera zao? mba jereo anie la sobika Mr Niry, manentana mafy ery lery satria site anazy tsinona , normal be izany, aza marary raha lazaina ny marina ,ny mampalahelo dia ny olona manampy anareo foana no vohakihana matetika, fa nareo miala pà foana, dia fafao indray ity hafatra ity raha mahatsampa fa vodoana ny fo nareo. veloma
eisiiiieeeeeeeee, ry vavan'ny maty an-drano, ianao izao no nalahelo fa tsy tany ôôô, indryyyyy ry itony e!!! mahavariana fa tsy mety miova ilay toe-tsaina na dia aty Frantsa aza e!!! sa tsy aty ianao aloha e!!!
mba manaova ry anona mba ho deraina annn, aza dia be wawawa fotsiny eo!!