mitovy rehefa zavatra hanina sy sotroina ,samy mahamamo daholo saingy ny toaka sy ny mitovy aminy no haingam-piasa kokoa noho ny alikola ao anatiny .
Tsy ny toaka mihitsy no ratsy ,fa ianao misotro azy no manaratsy azy .Rehefa sotroinao am-pamendrehana ny toaka de ahitanao tsirony tsara ,fa raha ataonao mihoatra ny tokony ho izy kosa de efa hoatran'ireto olona sasany ireto no vokany avy eo :
Tsy ny lehilahy irery akory no mahavita mamo be ,fa ireo vehivavy koa no tena loza ary tena raha tsy mamo tsy mijanona .
Anjaranao sisa ny mieritreritra hoe : hanao mamo za na tsy hanao mamo raha misotro ity toaka ity .