samia mandinika

1. fijo ( 07/11/2007 22:21)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/rechercher/video/x1rroh_converti-islam-christianisme_events
novalian'i cutie ny 20/11/2007 00:28
2. LazaDaddy ( 07/11/2007 23:11)
inona ny voalaza ao ry fijo fa tsy afaka mijery an'io ao satria tsy any an-trano?
3. fijo ( 07/11/2007 23:30)
jereo de samy maka izay arakeviny e
4. LazaDaddy ( 07/11/2007 23:38)
tsy afaka mijery fa manjary manitona mason'olona sy mampitangorona e :)
5. ikaretsaka ( 08/11/2007 03:26)
jereo rehefa any an-trano izany koh
6. fijo ( 08/11/2007 21:09)
izay ny vahaolana.de aiza aby le silamo tato ireny mba hanome ny heviny
7. cutie ( 09/11/2007 05:09)
safify io :)
8. koffman ( 09/11/2007 12:42)
tsy misokatra le izy ry fijo a!
9. fijo ( 09/11/2007 23:52)
tena tsy itako izay atao an'ise,fa zavatra tsara mba hita io
10. soanja ( 10/11/2007 04:39)
Misaotra nizara Fijo a.

Maromaroa anie ny tahak'izany. Amen!
11. cutie ( 10/11/2007 05:18)
contraire @ vhv hispanika njay iny ry fijo
Zao ry zareo njay miova ho musulmane, moa ny vhv musulmane miova ho kristiana :lol:
12. fijo ( 15/11/2007 23:32)
izay le sipa e.le mivadibadika ny azy no tiany
13. cutie ( 20/11/2007 00:28)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4814