namita-tena
21. xxx
(
09/11/2007 14:21)
bioubiou, ny baguette magique tokony ts itiavandry hahita anazy tsony zao le fait hoe izy misy miaraka aminy! nenà alou zany e! vao naheno za hoe iza le nandray ana tam tel, d ts haiko fa sady ts narary ny foko, no ts tezitra ah ts nanintsnanin, fa nisaotra an'Andriamanitra aza no nataoko we misaotra Tompo fa zay zany d nionona ny foko, mandrak'ity ny androany ts t hiants azy kory ah, efa adinoko tanteraka aza ny momba azy fa noho ity dinika ity d lasa tadidiko ndray le numero:-D:-D:-D fa ts tiko antsoina na izany aza:Dmahereza ky fa tsisy mafy tsy laitry ny zoto a! eritrereto hoe olona nampirafy ana zany ataoko in fa mbola any ny ts hampirafy d milamina indry! courage e:-*:-*
23. koffman
(
10/11/2007 06:39)
"C pas la fin du monde... la vie continue" courage e, ho adinonao fôna izy e!:)
24. tsiafoi1
(
11/12/2007 11:14)
Rehefa mazava fa ilay iray no safidiny noho ianao, de aza mamboly aretina anaty. Aza milalao afo anaty fa rehefa mandoro avelao. Manomboha fiainam-baovao indray (kolokoloy ny tena, ny vatana ary ny fo), fa ny fiainana tsy maintsy mitohy mandra-pahafaty. Ary raha toa aza ka mpino enao, mbola mila mikendry ny fiainan\'ny lanitra ihany koa.
Isika dia olon\'ny fo - saina - vatana. Indraindray de mety tsy hifanaraka ny zvt tadiavin\'ireo telo ireo. Fa ny fahendrena de ny fahaizana mandrindra azy telo ireo @\'ny androm-piainana rehetra. Mety hifanohitra mihitsy aza ny zvt-katsahin\'izy telo ireo, koa eo no hilana ny fahendren\'Andriamanitra hitari-dalana, mba tsy hanaonao foana, zany we isaky ny misy fanapaha-kevitra raisina dia manontany tena foana we : Araka ny sitrapon\'Andriamanitra ve izao décision raisiko izao? Raha hainao ny manao izay auto-question izay, tsy hamitaka ny tenanao ny fonao sy ny sainao fa hahitsy ny lalanao!
Mirary soa ho anao sahady!

25. simplex
(
11/12/2007 11:57)
marina doly zany eeee
morale azo raisina,
^:^^:^
morale azo raisina,
morale:
aza entina ho hitan'ny RAD mintsy ny sipa ra tsy efa hanao fisehoana officielle kle :)
^:^^:^
26. bioubiou
(
13/12/2007 04:51)
misaotra anareo rehetra izay namaly ny resaka.azo saintsainina dôly ny toro-hevitrareo.