MAP hofampadrosoana an'i Madagasikara
1. Robert
(
07/11/2007 03:04)
Fa ity MAP ity ve ry zareo tena mba hotanterahina sa resaka atelier foana hatr@ izao...
Ohatra resaka be fotsiny no betsaka, mitovitovy @ paradisa sosialista teo aloha iany ity MAP ity..
Ohatra resaka be fotsiny no betsaka, mitovitovy @ paradisa sosialista teo aloha iany ity MAP ity..
novalian'i Jeankely ny 23/11/2007 11:27
2. saranga
(
07/11/2007 08:46)
Resabe io nama ary ampitahao amin'ny Bokimenan'i Deba fa dia ny an'i Deba mbola milay. tsy lasa io fa MAPivha
3. remandilatse
(
07/11/2007 15:44)
Inao re-robert no nampifidy andravalo t@ 2006, mora hita izany @ post-nao t@ ireo Déc 2006
Raiso ty andraikitse-nao
Raiso ty andraikitse-nao
5. Robert
(
08/11/2007 01:26)
remandilatse: Marina izany (Déc 2006), satria Ra-8 no mpanao politika malagasy mba tsara tao anatiny ratsy rehetra (meilleur parmis les pires).
Ny andraikitro de efa raisiko, mandeha mifidy sy mandray anjara @ fiaina-pirenena @ maha olo-pirenena ahy ary milaza izay ataony mpitondra na tsara na ratsy io.
Fampandrosoana an'i Gasikara no jerena fa tsy tarehin'olona...

6. remandilatse
(
08/11/2007 17:57)
ka manao rehake adala koahy nahoda robert ty, izao le izy:
laha ravalo sy ny mpoba aze mamaly anao de hoe:
-ho avy fa mahandrasa, avelao hiasa
laha mpanohitse, mamaly de hivola hoe: mampanantena poakaty avao io, sahala @ 4l ine
Tsy ty fifiliananao ro ino, fa hoe tanterake va ny raha nivolanene sa tsia.
izao toa hahazo 4x4 ndraiky ny deputé satria angamba fa lasa 100% TIM..
de raiso ty andraikitsenao, fa laha fifidiana ro andrasanao, ratsirake sy tsiranana tsy ho nionga mihintsy, sahala @ izay kea ravalo, tsy hionga io laha fifidiana ro andrasanao koahe,

7. bazylou
(
11/11/2007 00:35)
na map na mip na mop na mep; tsy ho ato anatin'ny 10 taona ho avy no handroso le dagonareo e!! mapme
8. Jeankely
(
13/11/2007 11:07)
Ka avy amin'iza moa fa 10 taona ahavitana zavatra maro any amin'ny tany hafa ary 10 taona miodikodina. LOVA avy amin'i BAZYLOU ihany izany
9. noerilanto
(
15/11/2007 12:59)
ireo asa fanafenana kilema no vita fa ny tena tokony ho lahara-pahamehana tsy vita ,zany no zava-misy eto am tanàna amin'izao fotoana izao diso dedaka loatra ve sa tsy miraharaha vahoaka ny fitondrana,toy izany koa ny mpanohitra tsy manan-tsaina afatsy ny fitadiavana tombotsoa fotsiny fa tsy misy zany hoe fitiava-tanindrazana sy fijerena ny madinika izany,ny tena marina tokony hanampy ny vahoaka fa tsy ho ampian'ny vahoaka izay mpitondra na amin'ny lafiny inona na ami'ny lafiny inona ,ny dagonay koa na tsy handroso ao anatin'ny 10taona aza anay foana io ,tsy hiova ho vazaha mihitsy ianao ,na manompo sy voazanaka hatramin'ny toetsainao aza ry bazylou a!ianao no atao hoe taim-bazaha:^)
11. bazylou
(
20/11/2007 01:18)
taim bazaha nefa toa aty minay foana no mangataka an???!!! sady tsy mety velona raha tsy andefasany saosy e!!! pauvre gasy:::!!! tsy mahavita zavatra raha tsy ao izahay ,,,,:?:lol::lol::lol:8)8)
12. Jeankely
(
23/11/2007 11:27)
Mba lazao hoe ohatrinona no vola nometena ny Malagasy hofantarina? Fa tiantena hanao sahalantena daholo angaha ny Malagasy rehetra? Milaza tsy tia Malagsy nefa mitomany foana ny sasany aza mamoaka hira mihintsy=))=))=)).Malahelo mafy,