Ra8 hentitra @ vahiny manimba zazakely

1. salopard ( 05/11/2007 17:18)
asa-na prezida-na fokontany sy commisaire zany zokiv-valo a! mpivarotra ronono marina ise!
delazao koa fa inao raprezy dia :
-hentitra @ mamolava
-hentitra @ mpakantahaka any andakilasy
-hentitra @ ireo mipipy eny @ sisin-drindrina
-hentitra @ mpapirafy
hentitra @ makorelina
hentitra @...

tsy ampy dôzy aloha zoky a!
sniff, sniff, tcouff, tcouff...
novalian'i Jeankely ny 14/11/2007 12:04
2. xxx ( 05/11/2007 17:55)
tena salopard marina enao kay koa c très facile de critiquer mais il faut dire plus que ça lol.En fait j'ai pas compris ce que vous voulez transmettre ici ce n'est pas un journal intime que je sache.
3. ainaheri ( 05/11/2007 18:31)
Rasalopara
4. Jeankely ( 06/11/2007 09:31)
Efa hita fa olona lasa adala itony ka na ny anarany aza Salopaka. Tsy misy lesona azo raisina @ny fa ny fanimbana toe-tsain'olona no hainy. Tsy mahagaga fa zanaka makorel ve tsy zarany aza afaka manao eran'ny sisiny rehetra ny.=))=))=))
5. sarobidy ( 06/11/2007 09:41)
ampio hono ny dôziny r'reto a :lol:
6. sarobidy ( 06/11/2007 09:45)
taraiky be enao zany salopard an, efa nosokafan'i ronaldo ty hevitra ity
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4729ba94eb605
7. remandilatse ( 06/11/2007 19:40)
taraiky be enao zany salopard an, efa nosokafan'i ronaldo ty hevitra ity

saingy le ry heveriny fa tena vaovao vao misy !

le izy anie ry zoky dia efa ao @ lalana e!(mipasoka ny efa malama)
ny DETOURNEMENT DE MINEUR, VIOL, PEDOPHILIE efa voalaza ny lalana fa tsy azo atao, sinon perpète.
Ny hany vaovao de hoe vahiny, ka hanavakavaka izany ny lalan hoe : raha vahiny dia izatsy, raha teratany dia izato (raha tsy mpivarotra ronono tsy manao izany raisonnement izany)

sa lava zavatra ny vahiny dia saziana mafy, fa kely zavatra ny gasy dia leferina!sa ahoana...?

tsy ampy dôzy aloha
sniff, sniff.. tchouff...
8. remandilatse ( 06/11/2007 19:42)
salopard hiseho tava @ izay

salopard = remandilatse
9. fijo ( 07/11/2007 00:45)
mazava be fa mitovy fisainana
10. saranga ( 07/11/2007 08:56)
Iny frapin-dRavalo mikasika ireo vazaha manimba zaza iny nama sinéma fotsiny fa aleo aho tsy hikôzy betsaka
11. bazylou ( 14/11/2007 00:43)
rehefa mandalo ny alika dia fombann'y alika no mivovo
12. Jeankely ( 14/11/2007 12:04)
Na hikôzy ianao na tsia aleo andeha ny frapy=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0409