Vao maika tonga tamin'izay nilainy azy !
21. fijo
(
06/11/2007 22:51)
za aloha tsy fantako ny antontan'isa,fa fatako hoe misy ary maro ny pasitera sy moperao tsy mino.
24. niryna
(
07/11/2007 05:22)
fijo:
za aloha tsy fantako ny antontan'isa,fa fatako hoe misy ary maro ny pasitera sy moperao tsy mino.
ka angaha izy ireo ihany no tsy mino raha izany?Mety tsy fantatrao fa Satana koa anie manana ny olony ao am-piangonana e.Mahay tenin'Atra,tsara fanahy,mazoto manao fotoam-pivavahana,manasitra,manaly fanahy ratsy,olona voaantso mihitsy saingy tsy naharitra ny fakam-panahy dia voasiton'i satana.Toa izany ihany koa ny olona.Noho izany tsy tokony ho tanisaina akory na pasitera na monpera na masera fa olombelona manana ny kilemany toa antsika koa izy."Ny hazo avo hono halan'ny rivotra ry fijo a"ka mora ho an'ny olona tsy tia fivavahana no faly sy mitantara vaovao lava mikasika ireo olon'Atra lavo.
25. niryna
(
07/11/2007 06:24)
ikaretsaka:
dia samia manisanisa ao ko
Mila miambina daholo raha izany fa sao tafiditra ao anatin'ilay isa ihany koa
27. niryna
(
08/11/2007 06:00)
fijo:
ka raha ao satana,maninoan no tsy noroahan'andriamanitra?
Efa noroahiny tokoa izy ry fijo ary dia mivezivezy ,mitady arapaka toy ny liona masiaka ka izay azony ataony mahalala ny anarany amin'izay.
