Nilatsaka ho fidiana ben'ny tananan'Antananarivo i Andry TGV
21. mpamorona
(
23/11/2007 14:47)
I Andry TGV ange ange ka tsy misy an'izany fitiavan-tanindrazana izany no antony hilatsahany eo eh, fa antony roa mazava tsara, voalohany nohon'ny activité prof n'ny voatohitohan'ny fanjakana ary faharoa dia fitiavana hanao defis: raha lany eo izy dia hahamay ihany koa ireo izay concurent ny.
Ny tokony nosainy kely anefa dia ny hoe iza ity mpifanandrina amiko, moa tsy fantany ve fa izay tiany fitondrana atao lany no lany, toa nangarom-biby an-davaka ihany izy, izao no ataon'ny teny vazaha hoe mijouer Quitte ou double, raha lany izy dia malalaka be ny lalany ary raha toa ka tsy izay kosa indrindra olon'ny TIM no lany eo dia tsaratsara ho azy ny miova activité, bonne chance ary lesy ra Andry ah. Ny olana amin'ny lisany lasa tampoka intony mantsy dia toa tsy mba nahatsapa defaite izany, fa eto ela tena ahita marina tokoa.
Izao anie eh mety tena be pitia tokoa i lery fa.....
Ity mba hafatra kely avy aty amin'i mpamorona: Raha lany eo i Andry TGV dia hiverina hanohana ny TIM ny tenanay satria tena democratie marian tokoa ny eto amin'ny tanana

22. reve
(
24/11/2007 18:05)
ze maharesy tsy hobina ary ze resy tsy akoraina hoy ny malagasy zay! koa aleo ny valiny am 12 dec no ahitan tsika azy e! de ny faniriko hoan'ny malagasy rehetra afaka mifidy de ny hoe maro be isika no tonga hifidy amin'io andro manan tantara io!
23. Jeankely
(
26/11/2007 14:04)
Izay maharesy dia Ben'ny Tanana ary izay resy na tsy akoraina aza tokony mbola ao aminy ny fampivoarana ny Tanana. Izay resy manko dia izay hamotika ny Tanana no hevriny ho tsara indraindray. Izany no lesona avy tamin'ireo lasa taloha. Ialaho @'izay fa efa revy lany andro. Ny fandrosoan'i Madagasikara ho an'ny Malagasy rehetra no zahavina.
24. Bol
(
06/12/2007 06:25)
Raha ny ahy manokana aloha dia fanoharana tsotsotra no ho ataoko e!
Hitanareo o, tsara ny henakisoa e? miosanosana daholo rehefa io no loaka! Fa heritrereto kely anie hoe henakisoa foana ny loaka e! Alatsinaina (présidentielle), Talata (referundum), Alarobia (Député) ny fangarony fotsiny mody miovaova eo! Le t@ député aloha tena tsisy fangarony fa menaka b fotsiny e! LEO TANTERAKA NY OLONA FARANY! d aleo rangaha tsy mihinana hoy ry zareo (tsy mifidy)
Amin'ity indray mitoraka ity zao vao misy hafa! @ le rondrony tsy mankalohilohy! d aleoko mba misotro rondrony kosa aloha e! (na ravombomanga aza na inona na inona fa mbo miala @ le henakisoa foana)
Sady le henakisoa amin'io ohatran'efa somary masiso ihany!
Azonareo angamba ny point de vue-ko! Za tsy manohana kandidà manokana a! fa ny ahy rehefa tsy le henakisoa fotsiny dia efa okay!:wink: