manamasina sa miaro
23. LazaDaddy
(
01/11/2007 23:54)
fijo>
1) Tsy fantatro izay finoana tianao resahina aloha.
2) Tsy misy olona afaka miaro tena 100%. Raha finoana Kristianina dia tsy dia ny fiarovan-tena no zava-dehibe fa ny fianteherana sy fankatoavana an'Andriamanitra izay hany afaka afaka miaro ny olony 100% :)
Fody> Angaha tokoa izy io kaly? Ohatrinona ny fividiananao ny plat iray sa ianao tsy mividy fa mivarotra?

24. cutie
(
02/11/2007 01:03)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 01-11-2007 23:48:18
Lohateny : Re : manamasina sa miaro
eto tsy mikaly fa manao firaisana.sa kaly koa io amin'ny katolika???
:-D:-D:-D:-D:-D
eisy e
25. Fody
(
02/11/2007 09:09)
Laza: angaha aho miteny hoe: kaly? Manontany fotsiny aho hoe: maninona no tsy fonosina selefana ny lelany rehefa mikaly izy?
Izay no fanontaniana fa tsy misy resaka hoe: mividy sy mivarotra eo!
Sa Laza mpivarotra kapoty koa?

26. pissoa
(
02/11/2007 10:12)
pisoa an,ny mopera anie tsymaro no manao an'io e.eto frantsa aza izao efa manao pub be hisariana tanora fa tsy be mpanaraka intsony le izy,ka raha izay tsy maha perta
Ka tsy mampiova n'inona n'inona izany e ... be dia be izany no maty tsy ampy fiainana koa ! :-D:-D:-D
27. remandilatse
(
02/11/2007 11:23)
ny tsy azonao refijo dia:
ny fivavaha tsy natao hivola ty tokony hataondaty @ ty fiainane @ fiarovantena:
-fiarovantena @ satana sy fanahy raty, sy immoralité, : anjaran'ny eglizy
-fiarovantena @ resake aranofo: anjaran'ny scientifique
-explication: mpivavake mivola: aza mijaganjanga
scientifique sy etat mivola: saingy laha azon'ny fakapanahy nareo manaova kapĂ´ty
separation de pouvoir et de l'etat oblige koahe

28. tsiafoi1
(
02/11/2007 14:15)
Fijo, marina tokoa fa tokony ho andraikitry ny finona ny mamporisika ny tanora hiaro ny tenany amin'ny sida. Raha tsy maharo 100% ny kapoty, de sur kosa fa maharo 100% ny fitondrantena mendrika, izay mampifady ny fijangajangana (mifanaraka idd amin'ny didin'Andriamanitra)
29. ikaretsaka
(
02/11/2007 14:23)
fijo:
ary ny tanora katolika ve izany tsy manao kapoty??????aza milaza eto hoe tsy manao ny tanora katolika fa mitandritena an.
ny tanora katolika ilay devote be ireny tsy manao kapoty ka.. ireny manko tsy miodina, sady ireny smart dia mba mahay manisa andro sy mifehy tena fa tsy hoe misy eo dia eo foana
Za zao katolika de za tsy manao (na le un na le 2) de ahoana?
30. cutie
(
02/11/2007 20:24)
ny tanora katolika ilay devote be ireny tsy manao kapoty ka.. ireny manko tsy miodina, sady ireny smart dia mba mahay manisa andro sy mifehy tena fa tsy hoe misy eo dia eo foana
Za zao katolika de za tsy manao (na le un na le 2) de ahoana?
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
misy raha la terre
31. fijo
(
02/11/2007 22:16)
laza,tsy za no niteny hoe maharo 100% fa le mpangalatra akotry.
ika,ny atao hoe tanora katolika ve ,dia voafetra hoe ilay mpino be ihany????
fody resaka fanaovana firaisana no teto,dia nampifandraisinao tamin'ny resaka kaly.ka ilaza indray ianao fa tsy manao resaka kaly raha mamaly an'i laza?????izay le fomba fiala bala.
tsiafoy.mba lazao amin'ny saina tsy miangatra.firy isanjaton'ny tanora eto an tany no mahavita tsy hanoa rah aampy 18 taona monja??????mbola eto an tany isika izao fa aza hadino.
ary hoan'ny rehetra,adala ve ny fanjakana eran tany raha miady mafy amin'sida ka mamporisika io kapoty io????sa avela ho toy ny ao afrika ka tanan airay manontolo ringana de hamasinina avy eo,

32. cutie
(
02/11/2007 22:47)
ary hoan'ny rehetra,adala ve ny fanjakana eran tany raha miady mafy amin'sida ka mamporisika io kapoty io????sa avela ho toy ny ao afrika ka tanan airay manontolo ringana de hamasinina avy eo,
tsy adala :-D
avelao ry zareo tanora katolika tsy hampiasa kapoty refa tsy te hampiasa e :-D
33. fijo
(
02/11/2007 23:17)
izay izany.rehefa tsy adala ny fanjakana de ze tsy manaraka azy no ......