miaramila, jery atrika

1. salopard ( 31/10/2007 11:51)
-manomboka izao dia tsy maintsy manao jupe ny miaramila rehetra
-manao soutien gorge ny gendarme rehetra
-ny officier porte jaratelle et string

tsy ampy dôzy aloha e!
sniff, sniff, tchouff, tcouff...
jery atrika , barakay
novalian'i Jeankely ny 02/11/2007 11:47
2. Jeankely ( 31/10/2007 11:57)
Manomboka indray ry Salopaka. Ny Firenena rehetra aza misy Miaramila vehivavy daholo. Ny Amerikana tsy resahina intsony fa jereo ny any Azia rehetra ireo sy ny any Afrika. Aza manambany vehivavy fa tsy mahay noho io vehivavy io akory ianao f'angaha resaka salopaka izy ity. Na ianao aza tonga eo vao mainka loza.
3. ronaldo09 ( 01/11/2007 12:39)
Ny any cap vert de vehivavy no minisitry ny fiarovana!Ny garde de corp n'i Kaddaffi de sipa ko inona ny olona ry akama a!
4. Jeankely ( 01/11/2007 14:04)
Olona manao resaka Salopaka no mandray fitenenana. Rehefa avy nitondra ary tsy nahavoa tsy tafaverina intsony. Ny olona miezaka sy miazakazaka na vizana aza tsy mitovy @'ny olona tsy mahalala afatsy ny hamingana ary faly mahita olana. Ny tariky ny mpanohatra Malagasy no faly @'ny fahavoazana satria izay no mety ahazoana seza. Tsy misy hifandraisany @'izay fitondrana mihintsy izahay fa ny ratsy saina kosa mifampitana eto isiaka. Rehefa sasatry ny tsy mahita lalana dia manao resabe. SALOPAKA ve no mba hitondra sa mba hanome lesona sa haninona?
5. salopard ( 02/11/2007 11:40)
-bien sûr tsisy ny olana: saigy, raha manao zipo ny miaramila inona koa no olana? ny ecossais il porte de jupe
-ny officier manao string: ben ouais: en australie sy any angletera misy rasil homo, sady manao string

vive la revolution:
tsy ampy dôzy e!
sniff, sniff, tchouff, tchouff...
6. Jeankely ( 02/11/2007 11:47)
Dia inona no akon'izany. Soa fa ianao ihany no nilaza fa manao resaka tsy ampy rongony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0372