Apokalypsa
21. ikaretsaka
(
30/10/2007 03:43)
Jereo hoe ry laza ny tohin'io tenin'i ignace io?
Ia izao no vows
St Ignace de Loyola:
L'homme est créé pour louer,
respecter et servir Dieu notre Seigneur
et par là sauver son âme,
et les autres choses sur la face de la terre
sont créées pour l'homme,
et pour l'aider dans la poursuite de la fin
pour laquelle il est créé.
D'où il suit que l'homme doit user de ces choses
dans la mesure où elles l'aident pour sa fin
et qu'il doit s'en dégager
dans la mesure où elles sont, pour lui, un obstacle à cette fin.
Pour cela il est nécessaire de nous rendre indifférents
à toutes les choses créées,
en tout ce qui est laissé à la liberté de notre libre-arbitre
et qui ne lui est pas défendu ;
de telle manière que nous ne voulions pas, pour notre part, davantage la santé que la maladie, la richesse que la pauvreté, l'honneur que le déshonneur, une vie longue qu'une vie courte et ainsi de suite pour tout le reste,
mais que nous désirions et choisissions uniquement ce qui nous conduit davantage à la fin pour laquelle nous sommes créés.
Ia izao no vows
Sy Ignace de Loyola:
Obedience, the touchstone of Jesuit life, is the call to find and follow the will of God, through prayer, discernment and dialogue with one's superior. The Jesuit places his entire being at the disposal of God for the service of God's people, to do the work of God's realm as presented to him by the Society through the superior.
The spirit of freedom contained in these vows is expressed by Ignatius in the prayer with which he ends the Spiritual Exercises
22. ikaretsaka
(
30/10/2007 03:49)
dia sao afangaron'i LD indray ny akondro sy ny trondro
fa samihafa ny misaina sy ny mankato!
fa samihafa ny misaina sy ny mankato!
23. majesty
(
30/10/2007 04:51)
Soanja:boky ara-paminaniana ny Apokalipsy,ary mifandraika betsaka amin'ny tantara ihany koa,tsy dia misy atahorana ny ao anatiny satria mametra mialoha izay anjaran'ny fiangonan'Atra (ilay vehivavy mitafy masoandro)sy ilay Dragona (izay manenjika ny fiangonan'Atra),ary koa ireo izay mpanara-dia an'i Kristy.Raha tsorina dia miresaka ady izy io,ady ifanandrinan'ny tsara sy ny ratsy,ireo vahoakan'Andriamanitra sy ilay fahefana goavana maneran-tany,ary mampanantena sahady ihany koa ny anjaran'ireo izay mahatoky.
Mitantara ny fizotran'ireo fiangonana niseho ankehitriny (ireo fiangonana fito)dia eo @ ilay fiangonana faha-fito izao ny tantara amin'izao,i Laodikia io,dia io ihany koa no fiangonana farany hisy dia ho avy ny Mpamonjy:D
Ireo raha somary tsorina ny voalaza ao @ Apokalipsy,fa ilaina fotoana be kosa raha ho vahavahana @ antsipiriany.
Mirary soa e!

24. niryna
(
30/10/2007 05:49)
cazal:
soanja: tsara ilaay lohaevitra fa mba hanampiako anareo dia sosokevitra no omeko:
mba hahazoana tsara ny zava misy dia vakinao Gen - Apok ny bible iray manotolo, ary mila mandray note tsara, ùny antony dia ahazoana ny fandehan ny tatara!
vitanao izay dia mamerina mamaky indray mandé no sady manomboka mandinika
mahita zavabaovao marobe zay tsy takatrao mihitsy ianao eo!
marihina fa ny apokalipsy dia boky faminaniana (livre prophetique) izay manambara ny zavatra ho avy izany! anjaranao no mijery izay efa tateraka sy tsy mbola tateraka !
ary ny baiboly ihany no mamaly ny fanotaniana ao anatiny! ohatra : inona no dikan ny ranomasina ? ao @ Apokalipsy ? manambara vahoaka izany! ao ihany no ahitanao ny valiny!
inona no ambaran ny tendrombohitra : fanjakana, fitondrana sns......
izany woé misy code daholo izany izy rehetra ireo ka rehefa vitanao mi decodé azy dé mazava be ary tena gaga ianao avy mahita zavatra tsy mbola hitanao na noeritreretinao akory !
vitsy anefa no mahavita manao izany satri izay ilaay voasoratra woé tery ny lanana makany @ fiainana ka vitsy mahita azy...
Ka mila fotoana be io hoan izay té hahita azy! fa izay té ho very dia tsy manampotona handinihina izany, ka malalaka ny lalana makany @ fahaverezana ka dia makany avojoa ny rehetra ohatra izao misy film @ télé dia aleon akamaroan olona mijery iny toy izany handinika ny baiboly !!!!!
ohatra fotsiny io omeko io fa tsy woé tsy maitsy io akory fa ny experience nataoko io, eo ampamakiana ny baiboly fan 7 manotolo aho izao ka mahita sady nahita zavatra marobe mihitsy aho!!!
miombonkevitra aminao aho.Atra ny fiadanana anie hanaza anao hatrany.Mahereza
25. fijo
(
30/10/2007 21:32)
de tena mino ve nareo fa hiverina izany jesoa izany e???????efa ela ihany mantsy no nandeha izany tsaho momba ny fiverenany izany
26. soanja
(
31/10/2007 01:40)
Manaiky ny hevitry Cazal koa aho ka.
Ny tenako ihany no hamaky sy hamakafaka azy ary ny tantara hatramin'zay ka hatramin'izao no hakako ref momba izany. Ny Fanahy Masina hitantana ny diako.
Tsy manaiky hosesefan'olon-kafa hevitra kosa aho satria hatramin'zay dia nahatsapa aho fa nandray vonona foana ny olombelona tsiraidray fa tsy mba nisedra ny tokony sedraina hahaKristianina tanteraka azy. Toy ny nolalovan'i Apostoly isan-tokony.
Io zatra mandray vonona io no mitarika amin'ny lalana tsy mifandraika aminao manokana izay mifandray amin'Atra. Ny zava-drehetra mantsy amiko dia ianao sy Andriamanitra ary Andriamanitra sy ianao. Ny hafa dia tafiditra ao anatin'ny asa sy ny fanompoana. Ka zary manjary misaratsaraka ny fahitako azy ary misy ny sekta.
Misaotra anareo rehetra izay mamporisika e!

27. Rasiligaoma
(
31/10/2007 03:04)
principe tsotra ny ahy: aleo ho avy dia iaraha-mahita fa tsy izany no hamendrofendroana tena eo
28. soanja
(
31/10/2007 03:44)
Tsy azoko tsara ilay teny hoe 'famendrofendroana'
Io ve zany Rasil mety mitarika amin'ny fahatahorana sa hafaliana sa inona? Sa ve hoe mandany andro amin'ny zavatra tsy ahitana valiny?? :-D
Ny ahy mantsy dia anisan'ny boky mahaliana ahy ny baiboly. Toy ny mamaky drama/novel/saga sy ny mystery books reny ihany io. Tsy amelako raha tsy azoko hatramin'ny farany.

29. Rasiligaoma
(
31/10/2007 03:54)
ilay famendrogendroana hoe misy devoly io , mampatahotra io. raha tsy miaraka aminay dia, izao, sy ny karazany ka,
Toa anao koa aho ry soanja, Tsy ekeko loatra ilay teniteny kely notsongaina tao ireny, dia ny votoatin'ny tantara aza tsy fantatra. Betsaka ny tsy mahalala ohatra hoe inona no tena tian'i Lioka, Paoly, Isaia avohitra momban'Andriamanitra amin'ireo zavatra nosoratany, inona ny approche-ny, inona ny contexte nahatonga izany?

30. soanja
(
31/10/2007 04:01)
zay indrindra Rasil, nomena antsika ny boky, tsy natao atahorana fa hiresaka amintsika.
Tsy natao hotsongatsongaina fa natao ho TENY TONGA NOFY. IRAY ihany ary mandrakizay.
Hanenika anao anie ny filaminan'ny alina, handrotsirotsy anao ny Fanahin'ny fitoniana ary hanome toky anao Ilay Tia Anao mandrakizay izay namorona anao tao anatin'ny foana sy ny tontolo mihetsika. Soanja:-*:-*:-*:-*

31. deric
(
31/10/2007 08:06)
ny Fahitako ny apokalypsy dia misy apahany izay niseho tamin'ny fotoana nanoratana azy, misy koa ampahany niseho taorian'ny nanoratana azy, efa niseho ireo roa ireo; saingy misy ampahany izay mbola andrasana ny hisehoany.
ohatra: misy zavatra lazainy ao, izay efa niseho ny tapany, nefa mbola tsy miseho mandraka androany ny tampany, ka io no mbola andrasana ary io koa no isan'ny lazain'ny sasany fa mila fiomanana.
Na dia lazian'ny sasany ho fiction aza io dia inoana fa marina sy ho tanteraka.

32. fijo
(
31/10/2007 22:05)
marina ny an'i rasiligaoma.ataovy aloha izay mety aminao sy androany,fa ny ampitso tsy mbola hay iny.rehefa eo iny atrehana koa