TAKORITSIKA

1. XxxX ( 26/10/2007 15:09)
misy zavatra kely anakiray manimba ny fiaraha-monina

d nanimba ny fiaraha-monina

d mbola hanimba ny fiaraha-monina

sady efa nanimba ny fiaraha-monina

ary mbola hanimba ny fiaraha-monina

D TSY MISY FARANY INTSONY FA HANIMBA NY FIARAHA-MONINA

inona zany? NY TAKORITSIKA!!!!!!!!!!

ka maninona raha mba hialana io?zavatra efa fantatra tsinona fa manimba ny fiaraha-monina sady efa fantatra koa ny vokany?

http://www.dailymotion.com/relevance/search/nanahary/video/x2j5ik_ny-nanahary-takoritsika_fun
novalian'i beby2 ny 28/06/2008 07:51
2. Veloo ( 26/10/2007 15:21)
fadio, fadio fadio...
3. tess ( 26/10/2007 15:26)
marina izany e!
tsy misy olona hoe tsy hiresaka mitsy aloha kosa na lahy io na vavy, fa ity takoritsika am telefone na mivatana ity no tena manimba fiaraha-monina...
ao ny tsy matam-bava na ny mitondra resaka, manao sotro be lava-tango de lasa am zay ny korotana...manahirana be! hialao laivtra raha azo atao e!....:}
4. Veloo ( 26/10/2007 16:53)
tsara be laoh ailay hira e :wink:
5. Kwasi ( 26/10/2007 18:17)
tena marina
6. sipagasy ( 27/10/2007 06:24)
fa nisy inona??? tara film indray ngaha aho?? tsy nahita mpivarotra kakapigeon sy voandroooo akory hihih
7. fasaly ( 27/10/2007 06:36)
:-D:-Dsipagasy : aza malaky mividy kakapizô aloha fa tsy misy film ato sao lany ny vola:-D
mbo manisy sira anlay dinika aho kou!:?:-D
8. tslem ( 27/10/2007 07:32)
misaotra amilay hira e
nisavorovoro ka oooooooooo
mampihomehy mitsy lé hoe
dia mifanondraka rano am...mbola tsisy pô:-D
9. mirana5 ( 28/10/2007 06:39)
Mampalahelo sy mahasondriana fa efa tandra vadi-koditra ny takoritsika kosa angamba hoa é!:?:?:?
10. tess ( 28/10/2007 07:07)
mirana5: marina izany fa mba miezaka miala amin'ilay izy raha azo atao...ary miezaka hitazona ny takoritisika fa manimba fiaraha minina be mitsy...hihihih raha mahatàna ny resaka nifanaovana dia mety tsy hisy ny korotana .....
eo amin'ny fiaraha-monina tsy maintsy misy kely ny fifandonana kely satria samy tsy misy tonga lafatra...
fa ny an'ny sasany anie ka tena hiainany andavan'andro ilay takoritsika sy mitondra resaka io de izay no maha gravy azy....
ka hialao haialo hatrany raha azo atao....:-P
11. Bita ( 28/10/2007 07:20)
Toa hoe ny vhv no tena mpanao an'io zavatra io ka tokony hieritreritra izany izay atao hoe vehivavy. Ny lehilahy tsy misy loha @ izany loatra. Ka tanderemo nareo izay mpanao azy.
13. tess ( 28/10/2007 08:15)
bita: tandremo fa misy lehilahy sarim-bavy be takoritsika koa an!:?:-D
14. sarobidy ( 31/10/2007 08:38)
tess: :-D marna zany é
15. Bita ( 03/11/2007 09:45)
Marina ny anareo fa ny 90 % dia mbola Vhv no mpanao azy fa angamba azo hianarana ny mitazom-bava ary tsy manitatra ny zavatra voalaza marina.
16. beby2 ( 28/06/2008 07:51)
miarahaba anareo rehetra aloha mba niditra tato za fa itako ny zanako dia miresaka eto foana ary mba misy ihany kosa ny zavatra tsara dia hita fa tena betsaka ny azo raisina ny hevitra eto dia aleo miditra mihintsy eh!de momba ilay resaka takoritsika alo dia marina tokoa aloha izany eh!nefa betsaka ihany koa ny vehivavy mitakoritsika satria misy antony maro ao dia tsy hitany ny hanehoana izany dia lasa mitakoritsika izy ohatra @ zany: misy hevitra tiany hambara na toro-hevitra , ilay olona tiany ilazany azy anefa tena tsy mihaino na tsy miraharaha izany mihintsy, manaraka izany ny franchise koa indraindray tena inutile @ olona sasan-tsasany satria maro ny olona tena manao izay saim-patany fotsiny ka na hiresaka madio aminy ianao dia reraka eo fotsiny ka @ maha-olom-belona ny tena dia lasa mitakoritsika. dia misaotra izay mamaky oh!@ manaraka indray oh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4486