TIA BE LOATRA!!!!!!

1. xxx ( 26/10/2007 09:20)
Rehefa ny zavatra hono no misy teny hoe "LOATRA" dia ratsy zay.Ohatra voky loatra...sns.Ka aminareo ary ilaina ihany ve ny mi"oriente"-ny fitiavana misy eo amin'ny mpifakatia mba tsy ho tonga amin'izany. Ny olana mety aterany mantsy dia ito:

TIA LOATRA MITARIKA NY HASAROTAMPIARO RAHA VAO MIFANGARO AMIN'NY TSY FAHATOKISANA.

TSY AFAKA FANADINANA NY OLON-TINY FA TIANY LOATRA DIA TSY AMELANY RAHA TSY NY 40% NY FOTOANAN'ILAY ZANAKOLONA NO ALAINY

TIANY LOATRA NY OLON-TIANY KA NAVITA NANGALATRA IZY MBA HIVIDIANANY ZAVATRA HO AZY.

Karazan'ny fontsiny ireo fa maro ny tranga misy eo @ fiarahamonina. Misokatra ny dinika dia mazotoa e!:-$:-$
novalian'i slym ny 08/11/2007 14:20
2. la ( 26/10/2007 10:16)
Ra reo ndray ry xxx de zao ny hevitro an:
-marina fa matetika refa misy lotra de ratsy fona, nefa zao; amiko ra tia lotra aza enao ny volohany tokony ataona de mi-comprendre ilay olotinao:
Oh tinao lotra izy de ze matsara azy no ataonao; noho izany refa fantatrao fa mety anakorotana azy amon'ny fanadinanany ilay fangananao 40% ny fotonany de tokony tsy atao fa ny fanadinana.
-ra tonao koa izy tsy anome azy ze zavatra fantatrao fa tsy ho vitanao enao, matoa enao mangalatra de tsy anananao zany le izy de angalarinao avy eo enao mandiso fanantenana ilay lazainao fa OLO-TINAO
Mila mifankalala zany e! zay no tiko ho tenenina, tsy we ze tsara ihany no iarahana fa na misy ratsy aza refa MIFANKATIA de natao iarahana daholo izany rehetra izany!!
Ary aza manao xxx tsony amin'ny manaraka e!!
Mirary soa ho anareo mitsam zah e=D=D=D=D(l)(l):arrow::arrow::arrow:
3. la ( 26/10/2007 10:21)
Ny LOTRA amoko tsy maninona na eo aza refa hainao we inona no mahatsara ilay olo-tinao.
Fa ra zah manokana de tsy de tiko le we aza ampiseho we tia azy enao sns...fa refa tia de tia sady efa fantatrao zany fa mety tsy ho tsara le LOTRA de ra TIA LOTRA enao de jereo aloha ny mahasoa azy satria any aminareo 2 ihany ny votratr'iny avy eo manjary lasa fitiava-tena le LOTRA.
ERITRRITRA DAHOLO ZANY FA ENAO MAHITA AZY E!!!
4. koffman ( 29/10/2007 15:46)
Ny olona tia beloatra tsy mahatsapa ny faharatsian\'ny izany hoe TIA LOATRA fa ianao iharany no mampalahelo sy mijaly , eny e, izy mety hijaly fa ny fitiavan-tenany no mampijaly azy, mijaly saina, vao tsy eo anilany ianao de mamorona zvtra be de be ny sainy, ary matetika zvtra ratsy no eritreretiny de eo miroroho saina eo.
Fa enao le iharany no tena mijaly satria reef te hanao zvtr iray enao de lasa mieritreritra zay mety ho réaction\'ny ne olon-tinao ka na enao te hanao an\'le zvtra aza lasa tsy sahy, tsy voatery hoe zvtra ratsy izany an, na tsy sitraponao le izy, ohatra hoe tara firavana enao, na ataoko hoe miandry anao eo ivelany le olontianao de ho tezitra mafy izy, tena marina mintsy oe tiany ho izy ihany no mi-occuper ny ftônanao. , ireny olona ireny le manana \"Jalousie maladive\", misy voa kely, rah any am-pita azo sitranina le (mande @ psy) fa aty Dago mbola tsisy psy spécialiste @ ireny fa psy n\'olona adala no mbola misy aty. Ratsy tena ratsy be
5. tsaramaso ( 30/10/2007 08:46)
xxx:
TIA LOATRA MITARIKA NY HASAROTAMPIARO RAHA VAO MIFANGARO AMIN'NY TSY FAHATOKISANA.

TSY AFAKA FANADINANA NY OLON-TINY FA TIANY LOATRA DIA TSY AMELANY RAHA TSY NY 40% NY FOTOANAN'ILAY ZANAKOLONA NO ALAINY

TIANY LOATRA NY OLON-TIANY KA NAVITA NANGALATRA IZY MBA HIVIDIANANY ZAVATRA HO AZY.

[size=18px]MAJUSCULES BE LOATRA !!!!!!![/size]
6. Veloo ( 30/10/2007 17:48)
TIA BE LOATRA lasa HAINE avy eo tandremo
mifanakaiky mantsy ireo
7. sarobidy ( 02/11/2007 13:20)
tsy d ilaina le oe LOATRA fa manova zavatra
8. majakely ( 03/11/2007 15:29)
za zany mba te hitiavina loatra zany ? tiko hiainana zany !!hummmm ...aiza re izy zay ee?:lol::*
9. titlune ( 03/11/2007 15:53)
Ie!!marn d marn tko satr: ra ao lé ten oe "lotr" d zar o dis tafaotr fon nfietsk atao.
ar met ivadk ka itark fasarotapiar B mitark anao itad zé fmb retr ts afan ol af mfanerser @ lé "ol tinao" tson nao:zan no atao oe EGOISM é JALUZI r reto an!!!!!!!!!!
10. titlune ( 03/11/2007 15:57)
Ie!!marn d marn tko satr: ra ao lé ten oe "lotr" d zar o dis tafaotr fon nfietsk atao.
ar met ivadk ka itark fasarotapiar B mitark anao itad zé fmb retr ts afan ol af mfanerser @ lé "ol tinao" tson nao:zan no atao oe EGOISM é JALUZI:twisted::evil:(l) r reto an!!!!!!!!!!
11. sarobidy ( 07/11/2007 13:15)
majakely: soleil :@ :D
12. Rojoukel ( 07/11/2007 20:57)
Makanesa aty amiko ry "majakely" de "tiko be lotra" enao a ! hi hi hi
13. slym ( 08/11/2007 14:20)
nena alo zarako aza eh.aleo izy ho tia be loatra any ko.ôtrany le hira hoe : "aimer jusqu'a l'impossible".Ts diso ngeh iny :^):-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3031