cadeau

1. xxx ( 25/10/2007 13:42)
manahoana daolo nareo o!mba mila toro hevitra kely za raha misy afaka manampy:tsy zany mantsy fa efa ho tonga zao ny annif ny malalako dia mba te amome cadeau anazy aho.ny problem dia zao,sahirana b nysaiko mieritreritra hoe inona mba cadeau azo atao fa sarotra2 iany ny mitady fanomezana ho any lhl.izy eo entre 18 à22ans eo ny taonany de tsy aiko ze mety ho tiany.mba tiako atao surprise lay izy de tsy te anotany any @za hoe inona tianao.dia misaotra mialo!:-*
novalian'i Papoose ny 04/11/2007 14:33
2. pissoa ( 25/10/2007 19:12)
- mug ! jerijereo eny antsena eny ze soratra tinao, na sary. dia ilay ngoooooza be reny. t-shirt koa raha tinao.
- (travel) bath set.
- spice shaker na grinder. misy milay be ny paoziny ! milay be koa ndrindra raha mifanojo amin'ny initial-nareo le soratra aminy.
- sns :-D:-D:-D

raha bandy tara lava izy famantaranandro atao ! :°)
3. xxx ( 25/10/2007 19:15)
salii papiso! inn malaza? Njy mananihany an!
XBoX360 ividianana azy na pc pocket! Siora fa tiany tsy misy hataknadro ireo! :@
4. pissoa ( 25/10/2007 19:24)
No way, raha za kosa kloo tsy hanome xbox na pc pocket zany e ! ny bôl am'tele aza efa tsy hita ze hanafenana azy koa mbola ampiana an'zany koa =))=))=))
5. pissoa ( 25/10/2007 19:25)
Oops, sali sali xxx ! hadinoko ny namaly fa zafady :oops::-D
6. xxx ( 25/10/2007 20:11)
Revin'ny bandy ireo ry papiso kely an! :@
Fa raha cadeau koa raha mbola tsy manana télé izy hijerena baolina dia télé koa mbola mety. hihihi
7. ikaretsaka ( 25/10/2007 20:13)
azo ayao koa raha somary kelikely ny burget ny mividy condom ho azy dia mandihindihy eo alohany!
tadidiny izay...kozy e
8. simplex ( 25/10/2007 20:28)

dite :°) le classy ireny an ;-)
9. pissoa ( 25/10/2007 20:37)
xxx : maninn raha manao castor mitsy fa tsy miandry anniv fotsiny :-D:-D:-D
10. xxx ( 25/10/2007 21:26)
Ny ahy izao ny mba tiako hatao cadeau ho ahy dia na jeux XBoX iray na playst na koa ilay IPoD varatra be farany iny, fa raha kelikely ny budget dia slip vidiana hoazy na ba kiraro fa siora fa kamo hanasa izy. :^)
11. sarobidy ( 26/10/2007 12:13)
xxx: mandende eny antsena eny enao na eny am pivarotra d tetezo daholo zay azo tetezina d jereo izay mety ho takatry ny volanao sy azonao antoka fa ho tiny vidiana, tsy fantatra mantsy ilay malala na lahy na vavy satri i xxx tsy nitonona oe lahy izy sa vavy ^:^
12. pissoa ( 26/10/2007 16:57)
Sarobidy, niteny izy hoe lehilahy ilay malalany ka :-D:-D:-D
13. karinah ( 27/10/2007 21:48)
xxx:tovolahy 18à22ans no hividiananao kdo? console de jeux, skateb,roller...:roll:
14. karinah ( 29/10/2007 20:24)
pissoa::-D:-D:-D
15. ikaretsaka ( 30/10/2007 18:26)
pissoa.. gitara beso omena ahy dia tsy tadidiko intsony ianao
16. pissoa ( 31/10/2007 20:33)
:-D:-D:-D
za ve mba hahavidy gitara beso dia omeko an'i Ika ndray kosa :-D
17. Rasiligaoma ( 04/11/2007 04:00)
ikaretsaka:

azo atao koa raha somary kelikely ny burget ny mividy condoms ho azy dia mandihindihy eo alohany!
tadidiny foana izay...kozy e



fanomezana be izany, tiako ka
18. Papoose ( 04/11/2007 14:33)
azo atao koa ny manome cadeau tsy vidiana, @zay tsy maninona na tsy mamanmbola aza!!!

jereo zay azo anaovana lasary ao an-dakozia na sakafo azo andrahoina ka azo asiana epices dia somary atao masiatsiaka antonony hanaitra ny muscle-ny efa lhl ihany izy!! dia anjaranao @zay ny mi-jouer ny tohiny fa raha hainao dia cadeau vita ho azy!:wink:

fa raha tsy hay dia eny an-tsena ihany zany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4629