Tandremo sao gaga sy talanjona ianareo fa hisy 11 Sept 2001

1. lagoon ( 25/10/2007 11:59)
http://www.alterinfo.net/Est-ce-qu-un-second-11-septembre-encore-plus-meurtrier-est-en-preparation-_a12747.html
novalian'i Rojoukel ny 30/10/2007 20:44
2. Herimiafina ( 26/10/2007 03:59)
Izaho ry ise ry lagoon efa tena tsy minomino foana intsony izay lazaina ahy fa mampidi-doza. Amiko dia tsotra, efa nisy pilote-n'ny Boeing B-52 anakiray nanazava ny mety nahatonga io tantara io ary nohazavainy tsara ny procedure rehetra arahina mahatonga ny missile nokleary mipetraka ambony B-52 anakiray. tsy tadidiko ilay gazety fa gazety afghan izay no nitantarain'ileiry azy. :@
3. Jeankely ( 26/10/2007 04:44)
Ny fomba fanoratrao azy dia toa midika fa mampitandrina ary anisany hanapoaka ianao. Tsy tao ny hoe mety hisy. Ianao izany anisany mahalala ny fototra hipoirany raha mipoaka izany.
4. Herimiafina ( 26/10/2007 04:47)
Tandremo ihany marina fa gravy anie ilay any Guant....e! :-D
5. saranga ( 26/10/2007 06:43)
Misy nama olo manonofy ho adala mihitsy amty tany ty
6. lagoon ( 28/10/2007 11:14)
Mampilaza anareo fontsiny aho fa mety hisy attentat ao Amerika ka holazaina fa ny Iran no nanao izany.Dia ho voafitaka daholo indray ny vahoaka dia hirotsaka hiady any Iran.
Ny tiako ho tenenina dia tandremo ny manipulation ataon'ny mass média.Haraho tsara ny fandehan'io resaka Kurdes-Turquie any Irak io fa hihitatra io.
Tsy adala na paranoïa ny aty,fa mikaroka sy mandalina ny fizotran'ny tantara.

7. Rojoukel ( 30/10/2007 20:44)
Eh ! tandremo fa feno vôtay ny trano !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0508